Miampy 30 ny sekoly hisitraka ny programa “école numérique” sahanin’ny Orange Solidarité de Madagascar mandritra ity taom-pianarana 2021-2022 ity. Continuer la lecture
Catégorie Actus
MANAKAIKY NY FETIN’NY NOELY: PROMOTION SPECIAL NOEL AO AMIN’ NY BAOLAI
Amin’ ity volana desambra maha finaritra ity, dia maro ireo magazay lehibe eto amintsika izay manavao ny tolotra omeny. Anisan’ izany ny Tranombarotra « Baolai » etsy Analakely, Soarano ary ao Bazar be Toamasina, izay manao « Promotion spécial Noël » hatramin’ ny 15 Janvier 2022, arakaraka ny fetran’ ny stock izay misy.
« Ho fanomezana fahafampo ny tokantrano malagasy, dia amin’ ny fividianana télé Led « Hisense » sasatsasany dia hisy subwoofers rechargeables ho zarainay maimaimpoana. Ary amin’ ny fanjifana Smart Tv « Jeyoo » iray 75″ na 85 » dia misy Ampli- baffle iray omenay maimaimpoana » hoy ny tompon’ andraikitra. Continuer la lecture
AGROECOLOGIE: Ho ampidirina ao anaty fandaharam-pibeazana
Ao anatin’ny vinan’ny ministera. Fanavaozana nentin’ny GSDM tao anatin’ny tetikasa PAPAM ny fampidirana ny “agroécologie” ao anaty fandaharam-pianarana. Continuer la lecture
GSDM: Nahafa-po ny mpamatsy vola ny tetikasa PAPAM
Voataiza ny tany nefa mitombo ny vokatra. Hifarana amin’ny taona 2022 ny tetikasa PAPAM. Ny Agence Française de Développement (AFD) no namatsy vola ny tetikasa. Mitentina 7 tapitrisa euros ny famatsiambola nomeny. 4 taona no faharetany tany am-boalohany fa niitatra ho 5 taona izany. Continuer la lecture
ROCADE D’IARIVO : Des infrastructures communautaires aux profits des 12 fokontany concernés par le projet
Dans le cadre de la mise en œuvre du projet rocade d’Iarivo, les promoteurs ont prévu la construction d’ouvrages communautaires type lavoirs, bornes fontaines et toilettes publiques pour les 12 fokontany concernés par le projet. Continuer la lecture
ORANGE MONEY: Ahazoana tahan-jana-bola hatramin’ny 5,5 % ny tolotra “Tahiry Be”
Tolotra iarahan’ny Orange Money sy ny Première Agence de Microfinance Madagascar (PAMF) ny « m-kajy ». Manana tolotra fampindramam-bola (crédit) sy tahiry (épargne) ity servisy ara-bola amin’ny alalan’ny « mobile money » ity. Continuer la lecture
WIFIBER: Hampivelatra ny asan’ireo mpandraharaha ao Sambava sy Antsiranana
Faritra manana ny lanjany ara-toekarena, kolontsaina sy arak’olona i Sambava sy Antsiranana. Continuer la lecture
ONIVERSITE MASCA SABOTSY NAMEHANA: Famoahana ny mpianatra andiany faha-5
Mpianatra 30 ao avy amin’ny oniversite UPA/HPI-MASCA (Université Polytehnique d’Avarandrano/Higher and Professional Institute) Sabotsy Namehana indray no nivoaka tamin’ny fomba ofisialy ny 26 novambra 2021. Avy amin’ny lalam-piofanana « Paramed », « Agronomie » ary « Communication et Multimédia » izy ireo ary nahazo ny diplaoma Licence. Continuer la lecture
POOPY AO ANTSAHAMANITRA : Nahomby ny hetsika
FOIRE ECONOMIQUE ET COMMERCIALE DES 23 REGIONS : Fampiroboroboana ny varotra anatiny
Mpandraharaha madinika, salantsalany ary vaventy an-jatony no mandray anjara amin’ny « Foire économique et commerciale des 23 régions » eny amin’ny Kianja Barea nanomboka omaly 25 novambra ka hatramin’ny 28 novambra 2021. Continuer la lecture