Ny fikambanana Mamelomaso dia niorina tamin’ny volana novambra 1995 tao aorinan’ny herisetra nahamay ny Rova, tsapa tokoa tamin’izany fa nisy adidy tsy voahefa tao. Continuer la lecture
Archives mensuelles mai 2020
ADY AMIN’NY COVID-19: Zarain’ny GALANA “gel hydroalcoolique” ireo fitateram-bahoaka mividy solika eo aminy
Hiaraha-mahalala fa tsy ahitana “gel hydroalcoolique” intsony ireo fitateram-bahoaka “Taxi be” andro maromaro izay kanefa anisany hifamezivezen’ny ankamaroan’ny olona. Continuer la lecture
ADY AMIN’NY COVID-19 : Mandray anjara ny Fondation BOA sy ny banky BOA eto Madagasikara
Laharam-pamehana ireo mpianatra any amin’ny sekolim-panjakana. Continuer la lecture
COMMUNE TANJOMBATO : First Immo s’engage à l’amélioration des conditions de vie des habitants
Création d’impact positif sur le quotidien des gens. Ce samedi 9 mai à 11h à la galerie Smart à Tanjombato, Ando Razafindrainibe Directrice patrimoine chez First Continuer la lecture
PPP : La Paositra Malagasy et la FLM
Un excellent modèle de partenariat public privé ! C’est ainsi que la Convention de partenariat entre la Paositra Malagasy (PAOMA) et la Fiangonana Loterana Malagasy (FLM) Continuer la lecture
OPERATION SMILE MADAGASCAR: Miato ny fandidiana fa mitohy kosa ny fikarakarana ireo marary
Fifanomezan-tanana amin’ny fiatrehana ny COVID-19. Nampahafantarina ny 01 mey 2020 teny amin’ny hopitaly HJRA (CHU Joseph Ravoahangy Andrianavalona) ny tetikasa “EXTRA S’MILE”, tanterahan’ny Opération Smile Continuer la lecture
INDUSTRIALL MADAGASCAR: 70 %-n’ny vehivavy no iharan’ny herisetra eny amin’ny toeram-piasana
Antony telo no mahatonga ny vehivavy tsy mahasahy mitaraina. Anisany sora-baventy nolanjain’ireo sendikan’ny mpiasa, mivondrona ao amin’ny “IndustriAll Madagascar”, nanamarihana ny fetin’ny asa, ny 01 Continuer la lecture