Chose promise chose due. Roland Vilella, le Sétois marin voyageur écrivain, auteur du livre « La sentinelle de fer » a présenté son ouvrage vendredi 24 février Continuer la lecture
Archives mensuelles février 2017
VIMA: Manampy tosika ireo tanora amin’ny fanomezana asa.
Dingana sarotra indrindra ho an’ny mpianatra nahavita ny ambaratonga ambony ny fitadiavana asa. Isan-taona, mikarakara hetsika momban’ny orinasa ny ISCAM ho fanampiana ireo mpianatra ao Continuer la lecture
MAHARANTE Jean de Dieu : Valin-kafatry ny Tolon’ny Mpiasa
Tsy nangina ny Sekretera Jeneralin’ny Sendika TM (Tolon’ny Mpiasa) Andriamanana Tiana, fa nilaza ny heviny mikasika ny fanambaran’ny Minisitra Maharante Jean de Dieu. Anterivava. Continuer la lecture
RN7 TANA-FIANAR : Voamboatra ny lalana, tonga ny loza
Ilay hoe « Mampiteny ny moana » moa fomba fiteny ihany, fa tsy dia nisy moana mbola nahateny. Ndeha atao hoe nikoràka fotsiny angaha izy ! Ny tena Continuer la lecture
Raharaha Antsakabary: Fanambaran’ny polisim-pirenena
Nanao fanambarana ny polisim-pirenena, ary manazava ny zava-mitranga any Antsakabary any amin’ny distrikan’i Befandriana Avaratra…Ny Contrôleur Général de police Rakotovelo Jean Luc , izay lehiben’ny Continuer la lecture
VAHOAKAN’I MORONDAVA : 8 volana tsy nahita Televiziona Malagasy ( TVM )
« Efa valo volana ny mponina eto Morondava no tsy nahita ny Televiziona Malagasy ( TVM) ». Continuer la lecture
LA SENTINELLE DE FER : 266 pages accrochantes
Et si nous parlions un peu du livre « La sentinelle de fer » paru aux éditions Plon, dans la prestigieuse collection « Terre Humaine » ? Commenté et présenté Continuer la lecture
RDJ MOZIKA : Hankasitraka ireo mpanakanto 2016
Hiditra amin’ny andiany faha-12 amin’izao fotoana izao ny “Rdj Mozika” izay karakarain’ny onjam-peo “Rdj”. Ity hetsika ity izay hifaninanan’ireo mpanakanto malaza na vao misondrotra miampy Continuer la lecture
Carburant : La hausse des prix continue
Un véritable cauchemar pour les consommateurs. On parle des prix des carburants. La hausse continue. Depuis ce matin, les stations de service affichent des Continuer la lecture