Archives mensuelles mai 2025


ROVAN’I MADAGASIKARA : Hametahana jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro hanazava ny eo ivelan’ny lapa


Fiarovana ny lapa amin’ny fikasana hiditra an-tsokosoko amin’ny alina. Vita sonia ny tamin’ny alatsinainy 12 mey 2025 ny fiaraha-miasa eo amin’ny Groupe Filatex sy ny  Ministeran’ny serasera sy ny kolontsaina(MCC) ary ny Office du Rovan’i Madagasikara (ORMada) teny amin’ny lapan’i Manjakamiadana amin’ny ho fanazavana ny Rovan’i Madagasikara. Continuer la lecture


FAMATSIAMBOLA MAITSO HO AN’NY TOETRANDRO: Ho tsinjaraina amin’ireo firaisamonim-pirenena miasa eny ifotony


“Zo an’i Madagasikara tanteraka  ny misitraka famatsiambola maitso ho an’ny toetrandro”, hoy i Ravelomanana Lova Kanto,  mpandrindra  ny birao nasionaly  misahana ny fiovan’ny toetrandro, ny karbona sy ny fampihenana ny etona mangeja hafanana avy amin’ny fandripahana sy fandringanana ny ala (BNCC REDD+), ao amin’ny ministeran’ny tontolo iainana  sy ny fampandrosoana lovainjafy (MEDD). Continuer la lecture