Mahafinaritra ilay resaka hifanentanana hoe : « Sasao ny tananao ». Inona tokoa moa no lanjan’izany rano izany eo amin’ny fiainan’ny mponina amin’ny andavan’andro ? Tsy haingo io na haitraitra, ary tsy manavaka na iza na iza fa ilain’ny rehetra. Mahavita dia lavitr’ezaka manodidina ny 6 kilaometara ny mpantsaka rano vao mba mahazo rano ho fisotro sy ho fisasanana hanaovana ny kenokeona andavan’ando raha ny tontolo iainan’ny Gasy amin’izao fotoana izao. Tena mandeha lavitra ny tanàna izany ry Ravaomaria e ! Mandany fotoana ela satria io 6 km io dia adiny iray (raha haingana indrindra) no hanaovana azy. Dia inona moa no fahadiovana azo amin’izany ? Aiza no hisy rano hariam-potsiny amin’ ity tanana ho sasana madio ity? Continuer la lecture
Catégorie Kôzy ve?
CEREMONIE DE MAVOLOHA En réponse à nos questions, ils ont dit :
Rajaonarimampianina Hery, Président de la République.
“Ny tanora tsy ho very anjara, ny kilonga tsy ho diso tandrify… Nataotsika ny ezaka rehetra ary tsy maintsy mbola ho tohizana izany, fa izay vita hatreto aloha dia nahafa-po ka ny vokany dia nahazoantsika ny antsoina hoe Facilité élargie de crédit na ny FEC izany…” Continuer la lecture