Fiaraha-mientan’ny mpisehatra rehetra. Mpanapa-kevitra ara-politika, mpitarika fivavahana, mpisehatra amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena, fikambanan’ny vehivavy mpanao gazety sy maro hafa miara-mientana amin’ny UNICEF amin’ny fampiroboroboana ny PFE Continuer la lecture
Archives mensuelles novembre 2019
PRATIQUES FAMILIALES ESSENTIELLES: Tsy andoavam-bola kanefa miantoka ny ho avin’ny ankizy
Fiaraha-mientan’ny mpisehatra rehetra. Mpanapa-kevitra ara-politika, mpitarika fivavahana, mpisehatra amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena, fikambanan’ny vehivavy mpanao gazety sy maro hafa miara-mientana amin’ny UNICEF amin’ny fampiroboroboana ny PFE Continuer la lecture
Eric Fou-Hehy : Nisongadina ny fisaorany ny PRM Andry Rajoelina sy ny depoité Rossy
« Hiverina hiasa sy hanao ny andraikitro rehetra toy ny teo aloha aho rehefa feno herintaona ny nahavitan’ny fandidiana ahy…. Ny 25 hatramin’ny 27 jona 2019 Continuer la lecture
MODUS MODE : Ho maimaim-poana ny fampianarana eo amin’ny sehatry ny lamaody
“Ahoana ny fomba hanaovana lamaody? ”. Io no dikan’ny Modus Mode, festival karakarain’ny agence Totem. Ny 02 ka hatramin’ny 07 desambra 2019 ho avy izao Continuer la lecture
FAMPIHARANA NY TATAON-KETRA AMIN’NY KATSAKA SY FAIKA: Sehatra marobe no hitotongana
Niatrika fivoriana faharoa ny MPE (Malagasy Professionnels d’Elevage) sy ireo mpikambana rehetra toy ny mpiompy, mpandraharaha, mpivarotra akora… androany 28 novambra 2019 teny Nanisana. Naneho Continuer la lecture
CNaPS: Hitombo avo roa heny ny mpikambana ao anatin’ny 3 na 4 taona
“Betsaka no azo atao”. Tontosa ny 28 novambra 2019 teny Ampefiloha ny fifamindram-pahefana teo amin’ny tale jeneraly mpisolo toerana sy ny tale jeneraly vaovao misahana Continuer la lecture
BIRAOM-PIFIDIANANA CEG FALIARIVO AMPITATAFIKA: Bileta tokana ho an’ny ben’ny tanàna miisa 24 nahitana « rangotra stylo »
27 novambra 2019, fifidianana ho ben’ny tanàna sy mpanolontsain’ny tanàna. Toy ny fanao isaky ny fifidianana dia manao fitsirihana biraom-pifidianana vitsivitsy ireo mpanara-maso iraisam-pirenena momba Continuer la lecture
MAISONS DIGITALES: Des centaines de femmes bénéficient d’un apprentissage innovant et gratuit
Vecteur d’émergence et d’autonomisation des femmes. Une nouvelle Maison Digitale pour les femmes est désormais opérationnelle. Continuer la lecture
FANANGANANA INDOSTRIA ETO MADAGASIKARA: Mampiseho ny fahavononany ny governemanta sinoa
Samy mahazo tombony. Manana traikefa amin’ny fananganana “parc industriel” i Chine, araka ny fanadihadiana nataon’ny IEP (Institut d’Etudes Politiques) momba ny fampiroboroboana ny toekarena sinoa. Continuer la lecture
Rugby Africa Cup 2020 : Les Black Stallions et les Makis s’affrontent en finale éliminatoire
Ce weekend, les Black Stallions nigérians et les Makis malgaches se disputeront la dernière place pour la phase de groupe Le coup d’envoi du dernier Continuer la lecture