Archives mensuelles septembre 2024


FOKONOLONA : Manampy ny fanjakana amin’ny fiarovana ny harena voanjanahary kanefa iharan’ny tsindry


Tsy azo dinganina ny fokonolona. Matoa milamina ny fiarahamonina, voaaro ny harena voanjanahary mampiavaka an’i Madagasikara dia noho ny fandraisan’anjaran’ny fokonolona, hoy ny fanazavana nentin’i Raparison Eric, sy Profesora Jonah Ratsimbazafy mpikambana ao amin’ny Fanonga Fokonolona, nandritra ny atrikasa fifanankalozan-kevitra sy fikaonandoha momba ny faritra ifampivelomana, ny 19 septambra 2024, teny Ankerana. Continuer la lecture


ANKIZY MIANATRA MOMBA NY NOMERIKA: Vatsim-pianarana sy fitaovam-pianarana no loka azon’ireo mpandresy tamin’ny fifaninanana Ankiz’Innov Vakansy 2024


Fantatra tamin’ny alatsinainy 02 septambra 2024, teny amin’ny Orange Digital Center  Madagascar, eny amin’ny Gare Soarano ny anaran’ireo ankizy mpandresy tamin’ny « Challenge  Supercodeurs Ankiz’Innov Vakansy 2024 ». Continuer la lecture