Auteur R Nirina


FAMATSIAMBOLA MAITSO HO AN’NY TOETRANDRO: Ho tsinjaraina amin’ireo firaisamonim-pirenena miasa eny ifotony


“Zo an’i Madagasikara tanteraka  ny misitraka famatsiambola maitso ho an’ny toetrandro”, hoy i Ravelomanana Lova Kanto,  mpandrindra  ny birao nasionaly  misahana ny fiovan’ny toetrandro, ny karbona sy ny fampihenana ny etona mangeja hafanana avy amin’ny fandripahana sy fandringanana ny ala (BNCC REDD+), ao amin’ny ministeran’ny tontolo iainana  sy ny fampandrosoana lovainjafy (MEDD). Continuer la lecture