Miverina ny fiarahamiasa eo amin’ny Malagasy Rugby sy ny Startimes. Handeha ao amin’ny Gasystar manomboka amin’ny 29 novambra 2026 ka hatramin’ny volana mey 2027 ny lalao fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara XXL Rugby Top 12. Continuer la lecture


