Tanora miisa 500, avy amin’ny firenena 130 no nandray anjara tamin’ny dinika iraisam-pirenena momba ny tanora (dialogue mondial de la jeunesse), natao tany Cotonou Bénin, ny 4 sy 5 Aprily 2024. Continuer la lecture
Archives mensuelles avril 2024
ANDRO IRAISAMPIRENENA HO AN’NY TOLON’NY TANTSAHA: Mbola manohy ny tolona ireo vehivavy tantsaha ao amin’ny FARM
Nanao diabe, nilanja sora-baventy tao amin’ny kaominina Fiaferana, distrikan’Avarandrano ireo vehivavy tantsaha mivondrona ao amin’ny FARM (Femmes en Action Rurale de Madagascar), faritra Analamanga, ny 24 aprily 2024. Continuer la lecture
PADEL : Mpanazatra sy mpilalao miisa 40 nahazo fiofanana
Fampiakarana ny lentan’ny padel eto Madagasikara. Tonga eto Madagasikara i Julien Bondia, mpanazatra iraisam-pirenena momba ny fanatanjahantena “padel”. Continuer la lecture
GILARDY TOTOZANDRY: Hitondra avo ny feon’ireo ankizy manana toe-tena varira sy manana fahesambanana
Voaantso ho mpiaro ny zon’ny ankizy sy tanora (Youth Advocate) miaraka amin’ny UNICEF Madagascar i Gilardy Totozandry, 20 taona. Continuer la lecture
UNICEF/Vaccination : 154 millions de vies sauvées au cours des 50 dernières années
Sauver des millions de personnes supplémentaires est « humainement possible ». Aujourd’hui, l’OMS, l’UNICEF, Gavi et la BMGF lancent la campagne conjointe « Humainement Possible », marquant la Semaine mondiale de la vaccination annuelle, du 24 au 30 avril 2024. Continuer la lecture
UNICEF: Ho dinihana mandritra ny fitsidihan’i Etleva Kadilli eto Madagasikara ny fiantraikan’ny ny fiovan’ny toetrandro amin’ny zon’ny ankizy
Mandalo eto Madagasikara i Etleva Kadilli, Tale rejionalin’ny UNICEF misahana an’i Afrika Atsinanana sy Atsimo. Continuer la lecture
TARIKA KIAKA : Manohana ny fampisehoana ho atao ao Antsahamanitra ny Airtel
“Tsy manenina izany rehefa mijery tarika Kiaka”. Feno 38 taona ny tarika Kiaka. Continuer la lecture
TRANSITION AGROECOLOGIQUE: La plateforme ManaBoost répertorie toutes les connaissances et initiatives sur l’agroécologie à Madagascar
Pour la promotion de la transition agroécologique. GSDM et CIRAD annoncent le lancement de ManaBoost, ce jeudi 18 avril 2024, à Anosy. Continuer la lecture
TOKOTANY BE: Mampiranty ireo sahan’asa ataony momba ny fampiroboroboana ny boky sy vaky boky ny Orange Madagascar
Hetsika lehibe ho fampahafantarana orinasa ara-kolontsaina sy famoronana ny “Tokotany be”. Continuer la lecture
MVOLA FÔ : Afaka manokatra kaonty Mvola ny mpanjifa manana laharana 032, 033, 037
Afaka manana kaonty Mvola ireo mpanjifa mampiasa tambazotra hafa, toy ny Orange, Airtel. Dingana lehibe ho an’ny Mvola ity tolotra vaovao ity ho fanamorana ny fkirakirana vola eto Madagasikara. Continuer la lecture