Mifanindran-dàlana ny asa hiatrehana ny hamehana, indrindra fa ny fanampiana ny mponina marefo eo amin’ny lafiny sakafo sy rano, ary ny fametrahana ny tetika lavitrezaka hanafoanana ny kere. Continuer la lecture
Archives mensuelles décembre 2020
FONDATION AXIAN –CUA : Manofana mpanentana ara-panatanjahantena sy arbitre ho an’Antananarivo renivohitra
Afaka manao « arbitre » na mpanentana ara-panatanjahantena amin’ireo fifaninanana eto Madagasikara. Continuer la lecture
RAVINALA AIRPORTS: Manamafy ny fifandraisana amin’ny mponina manodidina ny seranam-piaramanidina
Ho an’ny Ravinala Airports, misahana ny fitantanana ny seranam-piaramanidina eto Antananarivo sy Nosy Be dia ny miara-dalana amin’ny fanajàna sy ny fanampiana ny mponina mipetraka manodidina ny toerana hiasany ny fampandrosoana ny foto-drafitrasa momba ny seranam-piaramanidina. Continuer la lecture
VOLY GERANIUM: Nahomby ny andrana natao rehefa nampiasa ny teknika agro-écologie
Fitaovana iray entina miady amin’ny tsy fahampian-tsakafo, ny fiovaovan’ny toetrandro ary miaro ny harena voanjanahary kanefa mampitombo ny vokatry ny fambolena ny “agro-écologie” na ny fambolena maharitra, araka ny andrana sy ny fikarohana maro nataon’ireo firenena mandroso. Continuer la lecture
ONIVERSITE ESTIIM: Tafiditra amin’ny sehatry ny asa ny 80 % ny mpianatra mivoaka
Na dia teo aza ny fihibohana noho ny Covid-19 dia niezaka ny ESTIIM nahatafita ny mpianatra ity onveriste tsy miankina amin’ny fanjakana ity. Continuer la lecture
FANOMEZANA AVY AMIN’NY KAOMININA ALASORA : Tsy mbola nisy hetsika tahaka izao hatramin’izay
Fety miavaka. Rehefa misy ny hetsika ara-sosialy dia matetika mirona any amin’ny be antitra sy ny ankizy ny fanomezana. Iaraha-mahalala fa sahirana ny ankamaroan’ny mpianatra amin’ny sekolim-panjakana. Continuer la lecture
ONIVERSITE HPI/MASCA SABOTSY NAMEHANA: Manofana ny mpianatra hanangana orinasa
Reharehan’ny sekoly ireo mpianatra nahavita ny fianarany. Tontosa ny 23 desambra 2020 teny Sabotsy Namehana ny famoahana ny andiany TAFARAI (Tambatra-Fanamby-Raitra) ao amin’ny oniversite HPI/MASCA Sabotsy Namehana. Continuer la lecture
DR MANITRA RAKOTOARIVONY: Andao vitaina amin’ny kopakopan-tanana sy maso mibanjina ny fifampiarahabana nahatratry ny taona
“Andao iarahana mifehy ity valanaretina Covid-19 ity”. Fanirian’ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka ny hananan’ny vahoaka Malagasy fahasalamana ao anatin’izao fetin’ny faran’ny taona izao. Continuer la lecture
GSDM: Nampihaona ny mpikaroka, ny mpiantsehatra amin’ny tontolo ambanivohitra ary ny tantsaha
“Tsy dia misy loatra ny manao fivoriana tahaka izao”. Tao anatin’ny roa andro dia nifampizara ny traikefany, nampahafantatra ireo voka-pikarohana momba ny famokarana eny amin’ny tontolo ambanivohitra ireo mpandray anjara tamin’ny atrikasa “interface recherche et développement”. Continuer la lecture
SEKOLY NOTRE DAME DE FATIMA AMBOHIMIRARY : Hiezaka hanao tsaratsara kokoa amin’ny 50 taona manaraka
Naorina ny sekoly mba tsy ho tapaka ny fianaran’ny ankizy. Natomboka tamin’ny fomba ofisaly ny 20 Desambra 2020 ny fankalazana ny taon-jaobily faha 50 taonan’ny sekoly Notre Dame de Fatima Ambohimirary ary hitohy amin’ny taona 2021 izany. Continuer la lecture