Mbola nampiana ny seza 5000 nampiasaina nandritra ny fankalazana ny faha-40 taonan’ny fikambanan’ny zanaka ampielezan’ny faritany Toliara (FIZAFATO). Continuer la lecture
Archives mensuelles juillet 2018
Mpandraharaha avy any Dubai: Hanohana ny tetikasan’ny mpianatra
Mitohy ny fiarahamiasa eo amin’ny onversite GSI sy ny mpandraharaha ara-toekarena Ny Rado Rafalimanana. Continuer la lecture
OMS : Hamafisina ny fanaovana vakisiny
Olana amin’ny tsy fahavitan’ny vakisiny any amin’ny faritra sasany ny tsy fandriam-pahalemana. Continuer la lecture
Fandefasana vola mankany ivelany: Azo atao amin’ny alalan’ny Postransfer
Ao anatin’ny firenena Afrikanina dimy voalohany mampiasa ny Postransfer i Madagasikara. Continuer la lecture
FAHAZOANA LOHARANOM-BAOVAO: Hohamoraina
Manana vina hamolavola lalàna mifanandrify amin’ny fahazoana loharanom-baovao ny ministeran’ny serasera sy fifandraisana amin’ny andrim-panjakana. Continuer la lecture
OLONA VOAN’NY SIDA: Mitombo isaky ny telo minitra
Tanora miisa telopolo isaky ny ora iray no tratry ny tsimok’aretina VIH/SIDA ny taona 2017, araka ny tatitra nataon’ny sampandraharahan’ny firenena mikambana misahana ny zaza Continuer la lecture
PAOSITRA ATY AFRIKA: Lany andro ny fitsipika
Voalohany i Madagasikara no mampiantrano fivoriana iraisam-pirenena momba ny paositra. Nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny fivoriana tsy ara-potoana faha-dimy momba ny « conférence des plénipotentiaires de Continuer la lecture
Antoko FREEDOM : Miady ny hamerenana ny hasin’ny politika
Nahatsiaro ny faha 10 taona nahalasanan’i Herizo Razafimahaleo ny antoko Freedom ny Alarobia 25 Jolay 2018 lasa teo. Continuer la lecture
DAVIDA MAITSO KELY: Tafiala tao an-davaky ny liona
Nanazava ny antony nialàny tao amin’ny antoko politika HVM ny ministry fanabeazam-pirenena teo aloha, Paul Rabary. “Efa feno ny fepetra ka tsy mitovy hevitra intsony”, Continuer la lecture