Avec la période festive du mois de Décembre qui approche à grand pas, le high – tech reste très prisé par le citoyen lambda. Continuer la lecture
Archives mensuelles novembre 2025
ALA ROFIA: Mitana anjara toerana lehibe amin’ny fambolem-bary

ROFIA sisa tavela – Ambalambaksiny (kaominina Andranofasika, distrik’Ambato Boeny)
« Taloha ny tanimbary nangonahona be tsy azo hitsahina noho izy loharano. Amin’izao fotona izao na ny omby aza afaka miraoka eo satria lasa tany ngazana », hoy RAKOTONDRAMARO Rolland, tantsaha sady prezidà m-pokontany Ambalambakisiny. Continuer la lecture
FANOVANA RAFITRA : Maka ny hevitry ny fokonolona ny VOLOBE ho entina amin’ny fikaonandoham-pirenena
Teny ifampierana no hitondrana ny firenena. Efa manana volavolana tetiandro ny VOLOBE (fikambanan’ireo olobe na Ray amandreny mahatsiaro ho manana adidy amin’ny firenena) ny hanatanterahana ny fikaonandoham-pirenena ho an’ny fanovana rafitra hitondrana an’i Madagasikara. Continuer la lecture
GazNika : Tompondakan’ny Orange Summer Challenge 2025
Nofaranana tamim-pomba manetriketrika ny 7 novambra 2025 ny Orange Summer Challenge 2025 nasionaly natrehin’ny Tale Jeneraliny vaovaon’ny Orange Madagascar, Aminata Ndiaye Niang . Fifaninanana nokarakarain’ny Orange Madagascar ity hetsika ity izay naharitra telo volana. Continuer la lecture
Raikitra indray ny festival des pirates ao Sainte-Marie
Taorian’ny fahombiazana lehibe tamin’ireo andiany roa voalohany, dia hisy indray ny ny andiany fahatelo amin’ity taona 2025 ity ny « Festival des Pirates ». Continuer la lecture
POESAM 2025 : Natolotry ny Orange Madagascar ny lokan’ireo mpandraharaha nandresy
Andiany faha-15 ny POESAM tamin’ity taona 2025 ity izay nanasongadina indray ny fahaiza-mamorona sy ny fahasahian’ny tanora malagasy amin’ny famolavolana vahaolana maharitra sy manampy ny fiarahamonina. Continuer la lecture
À Paris, Madagascar célèbre son cacao d’exception et son innovation numérique au Salon du Chocolat 2025
À l’occasion du 30ᵉ anniversaire du Salon du Chocolat à Paris, Madagascar se distingue par une double vitrine de son savoir-faire et de son innovation. Continuer la lecture
TENNIS : Les duos Mirana–Tsanta et Nicolas–Rado triomphent à la SIPEM BANQUE CUP 2025
Le tournoi de Tennis SIPEM BANQUE CUP 2ème édition s’est tenu les 25 et 26 octobre 2025 au Country Club Ambohitrarahaba. Continuer la lecture
MVOLA : Olana ara-teknika no nahatonga ny tsy fahafahana niditra tamin’ireo tolotra
Manoloana ny vaovao tsy marina na « fake news » nimparitaka amin’ny tambanjotra sosialy dia manitsy ny zava-nisy ny MVOLA. Continuer la lecture










