Nanambara tamin’ny fomba ofisialy ny orinasa Alpha Ciment fa nisy fanamboarana ny vidin’ny simenitra amidiny, noho ny toe-draharaha iraisam-pirenena izay ahitana fiovaovan’ny toekarena maneran-tany. Continuer la lecture
Archives mensuelles avril 2026
FANANAN-TANY: Fikaonan-doha nasionaly, mitady vahaolana maharitra ho an’ny Malagasy
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny 27 aprily 2026 ny fikaonan-doham-pirenena nokarakarain’ny ny fiarahamonim-pirenena misehatra amin’ny fananan-tany izay tarihin’ny SIF ( Sehatra Iombonan’ny ho an’ny Fananan-tany ). Continuer la lecture
FANANAN-TANY : Miomana amin’ny fikaonan-doham-pirenena ny fiarahamonim-pirenena
Ao anatin’ny dingana fanavaozam-pirenena i Madagasikara amin’izao fotoana izao, izay hahitana fikaonan-doham-pirenena hotanterahin’ny fanjakana amin’ny volana jona na jolay 2026. Continuer la lecture
STARTIMES : Nizarana « kits solaires » tao amin’ny distrikan’i Toamasina II
Tsy nijery fotsiny ny Sartimes teo anatrehan’ny fahasahiranan’ny mponin’i Toamasina. Continuer la lecture
Internet illimité: Afaka jifaina amin’ny endrika “sans engagement” ny Airfiber by Blueline
Manamafy ny fanavaozana ataony eo amin’ny sehatry ny tolotra internet illimité na tsy voafetra ny orinasa Blueline, amin’ny fanolorana ny Airfiber amin’ny endrika “sans engagement”na azo jifaina tsy voafatotry ny fifanarahana maharitra. Continuer la lecture
VALANARETINA KITROTRO: Ahitana tranga fahasarotana ireo ankizy tsy vita vaksiny

CSBI Diavolana
Raim-pianakaviana iray sy ny zanany lahy miisa telo (03) no niaraka voan’ny kitrotro tao Ankijaniavana, kaominina Tsinjoarivo Imanga, distrika Tsiroanomandidy, ny volana martsa 2026. Continuer la lecture







