Tsy afaka nanohy ny fianarany eny amin’ny oniversite i Rakotondrabe Fanantenana Jeannot, tovolahy 23 taona. Mandeha any amin’ny “cyber” matetika izy, mikaroka izay mahasoa. Continuer la lecture
Archives mensuelles octobre 2023
FIKAMBANANA PORTE BONHEUR : Nizara fitaovam-pianarana ampiasaina mandavan-taona ho an’ny mpianatra 400 ao amin’ny EPP Ambodivondava
Mizara fahasambarana. Na dia efa lasa ny fidiran’ny mpianatra dia tsy mbola feno ny fitaovam-pianaran’ny zanak’i Pascaline, renim-pianakaviana mipetraka ao Ambodivondava, kaominina Alasora. Continuer la lecture
SALON INTERNATIONAL DE L’HABITAT 2023 : Niitatra ny lalam-barotra, nanararaotra nividy entana ny mpitsidka
Afa-po ny mpandray anjara sy ny mpitsidika. Tratra ny tanjona ho an’ny mpikarakara ny « salon international de l’habitat ». « Afapo ny mpandray anjara izay nitondra ny entany, ny fahaiza-manaony, ny servisy hananany. Continuer la lecture
COLLECTIF DES TRAVAILLEURS MALAGASY: « Aza taitra raha mikatso ny raharaham-panjakana »
« Hampiseho ny herinay izahay ». Fivondronan’ny mpiasa rehetra avy amin’ny sehatra miankina amin’ny fanjakana sy sehatra tsy miankina ny « collectif des travailleurs malagasy ». Continuer la lecture
CIMENT COLLE RAIKITRA : Tsy mampiasa fasika intsony, mihena ny fandaniana, vita haingana ny asa
Mampiasa simenitra, fasika ary rano rehefa hametaka « carreaux ». Mihena kosa ny fandaniana raha mampiasa « ciment colle Raikitra ». Continuer la lecture
SALON INTERNATIONAL DE L’HABITAT 2023: Orinasa 120 mampiranty ireo zavabaovao sy tolotra momba ny toeram-ponenana
Ho fanandratana ny vita malagasy. Mampivondrona ireo mpisehatra momba ny toeram-ponenana ny « salon international de l’habitat » na SIH. Continuer la lecture
VONDRON’NY MPIASA MALAGASY: Vokatry ny tsy fanarahan-dalàna ny zava-misy amin’izao fotoana izao
Hanatanteraka fivoriana ny 20 Oktobra 2023 ny vondron’ny mpiasa malagasy. Continuer la lecture
ORANGE SUMMER CHALLENGE 2023: Nandrombaka ny loka voalohany ny tetikasa manampy ny olona jamba hampiasa ny fitaovana ao an-tokantrano
Fandaharan’asa hanomezana fiofanana, mandritra ny telovolana, ho an’ireo mpianatra misehatra amin’ny fikirakirana ny teknolojia (développement web et mobile, UX/UI design, ingénieur électronique, design industriel, intelligence artificielle, communication, marketing, finance, …) mba ahafahana mamorona tetikasa misy fiantraikany mivantana amin’ny fiarahamonina ny Orange Summer Challenge. Continuer la lecture
ROUTES WORLD 2023: Ravinala Airports remporte le prix Rising Star
Du 15 au 17 octobre 2023, le Routes World 2023 s’est tenu à Istanbul, en Turquie, réunissant près de 3 000 professionnels de l’aviation du monde entier et plus de 420 entreprises d’aviation et de voyage. Continuer la lecture
TETIKASA ALEFA AGROECOLOGIE : Ny ankizy indray no mampianatra ny ray aman-dreny ny fomba fambolena maharitra na « agroécologie »
Fomba iray hanovàna toe-tsaina. Mitohy ao amin’ny faritra Itasy ny fampidirana ny taranja “agroécologie” na fambolena maharitra any an-tsekoly. Continuer la lecture