Mandray anjara amin’ny fampananan’asa. Feno folo taona amin’ny voalohany ny volana janoary 2020 ny Agence Ambinintsoa. Tao anatin’izay fotoana izay dia mizara valisoa ho an’ireo Continuer la lecture
Archives mensuelles décembre 2019
MINISTERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA: Haverina tsy ho ela ireo “police de la route”
Hisy ny lamina vaovao. Nanao fanambarana ny eo anivon’ny ministeran’ny filaminam-bahoaka androany 31 desambra 2019 teny Anosy. Continuer la lecture
5 SOCCER : Fahombiazana ny andiany voalohany
Sady matotra no tsara ny andiany voalohany tamin’ny « Grand tournoi des champions ». Fifaninana baolina kitra nolalaovin’olona dimy izy ity izay natao teny amin’ny Five Soccer Continuer la lecture
ANTOKO MFM: “Namaky lay ny fanonganam-panjakana tamin’ny 2009 ny resaka Juan de Nova”
“ Firenena iaraha-manana, tsy ijerena arina an-tava”. Feno 47 taona ny 27 desambra 2019 ny fijoroan’ny antoko politika MFM (Mpitolona ho an’ny Fampandrosoana an’i Madagasikara). Continuer la lecture
FORMAPROD: Sekoly 38 mahazo fampiofanana momba ny asa famokarana eny ambanivohitra
Asa faran’izay ambony. Nampahafantarina androany 27 desambra 2019 teny Nanisana ny fampidirana ny fampiofanana momba ny asa famokarana eny amin’ny tontolo ambanivohitra ho an’ny taom-pianarana Continuer la lecture
ATELIER SUR LE PROTOCOLE AFRICAIN: Madagascar à l’honneur
ARADI, ou Alliance for Rights Africa towards Disability Inclusion, a organisé un atelier à l’hôtel Voilà Bagatelle, à l’île Maurice le lundi 16 décembre 2019. Continuer la lecture
UDITEC: Fizarana loka ho an’ireo tsara vintana tamin’ny lalao momba ny marika TRUST
Maharesy lahatra ny mpanjifa. Noho ny fetin’ny noely sy faran’ny taona, nikarakara lalao tao amin’ny onjam-peo miisa roa ny Uditec, solontenan’ny marika Trust eto Madagasikara. Continuer la lecture
APOKALYPSY MIKABARY : Nivoaka ny andiany faharoa
Anisany maha malagasy ny kabary ary kolontsaina. Namoaka ny andiany faharoa misalotra ny anarana hoe « Tsiaro » ny Alahady 22 Desambra 2019 teny amin’ny oniversite Ankatso Continuer la lecture
MASOIVOHON’I CHINE: Manohana ny ezaky ny ministeran’ny fampianarana ambony
Fanamafisana ny fiarahamiasa. Notokanana ny 23 desambra 2019 teny Tsimbazaza ny trano hikarakarana ny fahasalaman’ny mpiasan’ny ministeran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Continuer la lecture
MINISTRY NY FAMPIANARANA AMBONY: Enina amin’ny fito momba ny fitakian’ny SECES nitondrana vahaolana
Nandalo dingana maro. Alatsinainy natokan’ny ministeran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa (MINSUPRES) nampahafantarana ny ezaka vita tao anatin’ny dimy volana nitondran’i Blanche Nirina Richard Continuer la lecture