Tsy ny sariny malaza ihany no hitan’ny mpitsidika mandritra ny fampirantiana « Pierrot Men – FOFON’IANA (Vents de vie – Winds of Life) » eny amin’ny Hakanto Contemporary, Ankadimbahoaka. Sambany ihany koa no aseho ampahibemaso ny sary hosodoko nataony fony mbola tanora, talohan’ny nifidianany tanteraka ny fakàna sary ho sehatra nanehoany ny talentany. Continuer la lecture
Archives mensuelles juillet 2026
FIOFANANA MOMBA NY INTELLIGENCE ARTIFICIELLE : Manokatra lalam-pihariana ho an’ny tanora
Mivelatra hatrany ny fampiasana ny Intelligence Artificielle (IA) amin’ny sehatra maro, toy ny fambolena, ny fahasalamana, ny varotra ary ny tolotra nomerika. Continuer la lecture
FONDATION TANY MEVA: « 30 ans au service de la biodiversité à travers les communautés »
Pionnière du financement durable de la conservation communautaire à Madagascar, la Fondation Tany Meva a donné le coup d’envoi officiel des célébrations de son 30e anniversaire, placé sous le thème « 30 ans au service de la biodiversité à travers les communautés », le mercredi 17 juin 2026. Continuer la lecture




