Nianiana tamin’ny baiboly ny administrateur civil Paolo Raholonarivo sy ny filohan’ny fikambanana mpiaro ny zon’ny mpanjifa (RNDC), Lita Rabetsara fa tsy nahazo vola be tany Continuer la lecture
Archives mensuelles avril 2018
4 G ORANGE: Hanatsara ny toe-karena ao Toliara sy Ihosy
Nitohy tany Toliara sy Ihosy ny fanapariahana ny “réseau 4 G” an’ny Orange. Mampiodina ny sehatra ara-toekarena ao amin’ireo toerana ireo ny indostria, ny fiompiana, Continuer la lecture
Fikambanana Capricornus : Nanolo-tanana ireo voaaro tamin’ny fanolanana
Sambany ny sampandraharaha Vonjy, mandray an-tanana ireo ankizy sy tanora niharan’ny herisetra ara-nofo no nahazo fanampiana avy any amin’ny fikambanana mpanao asa sosialy. Continuer la lecture
KOHEN RIVOLALA : Miova ao anatin’ny enim-bolana i Madagasikara
« Teknika ara-panahy no ahafahana hanovàna an’i Madagasikara fa tsy politika ambony latabatra izay misy hatramin’izay ». Continuer la lecture
Fikambanan’ny Ben’ny tanàna Analamanga : Matahotra miteny kanefa be hataka
Tapaka tamin’ny fivorian’ny fikambanan’ny ben’ny tanàna, faritra Analamanga fa raha te haneho hevitra momba ny raharaham-pirenena ny ben’ny tanàna dia tokony amin’ny anarany manokana na Continuer la lecture
Parlemantera teo aloha: “Aleo ny FFKM no hanelanelana”
Tsy mankasitraka ny fanelanelana ataon’ny vondrona Afrikanina momba ny raharaham-pirenena ankehitriny ny firaisan-kinan’ny parlemantera teo aloha (SAP). Continuer la lecture
Sendikan’ny mpiasan’ny fadintseranana: Manambana ny hitokona
Manohana ny hetsika tarihin’ny solombavambahoaka TIM sy MAPAR ny sendikan’ny mpiasan’ny fadintseranana (SEMPIDOU). Continuer la lecture
FIFANINANANA TETIKASA: Nahazo tohana ara-bola ireo nandresy
Nambara tamin’ny fomba ofisialy omaly 24 aprily 2018 ireo mpandresy tamin’ny fifaninana tetikasa Newcopark 2018. Continuer la lecture
PASSEPORT AFRICAIN UNIQUE: Accès libre pour les Africains
« La délivrance d’un passeport africain sera accélérée afin que les Africains puissent circuler librement ». Tel est l’un des sujets discutés pendant le Forum Continuer la lecture
L’ennemi de mon ennemi est … mon ennemi
C’est vraiment le monde à l’envers. La logique politique est loin de correspondre avec la logique universelle. Normalement, on dit que « l’ennemi de mon ennemi Continuer la lecture