Anisany antony faharoa idiran’ny olona ao amin’ny hopitaly Joseph Raseta Befelatanana (HRJB) ny aretin’ny taovam-pandevonan-kanina. Continuer la lecture
Archives mensuelles août 2020
ADY AMIN’NY COVID-19 : Nanolotra fitaovana ara-pahasalamana ho an’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ny Ravinala Airports
Tafiditra amin’ny fandraisana andraikitry ny orinasa Ravinala Airports ny ady atao amin’ny coronavirus. Nisy ny fanomezana fitaovana ara-pahasalamana natolotra ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka ny 27 Aogositra 2020 teny amin’ny seranam-piaramanidin’Ivato. Continuer la lecture
FANOMEZAN-DRA AN-TSITRAPO: Ny tombontsoa azo avy amin’izany
Manentana ny rehetra hanome rà an-tsitrapo. Nanome rà an-tsitrapo teny amin’ny trano fitehirizan-drà (CRTS) ao amin’ny HJRA Anosy ireo mpiara-monina, mpinamana sy mpiara-miasa tarihin’i Haingo Paradis. Continuer la lecture
Fanomezana avy amin’ny UNESCO sy ny OJM : Tsy diso anjara ny Olondia Corporation sarl
Nanao izay ho afany ny OJM na ny holafitry ny mpanao gazety nitady mpiara-miombon’antoka ho amin’ny fiahiana sy fanampiana ny mpanao gazety tsy ankanavaka ho amin’ny fampitaovana azy ireo, manoloana indrindra ny fiatrehana ity covid19 ity. Continuer la lecture
FONDATION AXIAN: Lalana hahatongavana any amin’ny fahampiana ara-tsakafo ny Voly First Immo
Mahaleo tena ara-tsosialy sy ara-bola. Tsy fanjarian-tsakafo, fitsoahana an-daharana an-tsekoly, ny fahasarotana amin’ny fahazoana asa raikitra sy ahazoam-bola, ireo olana telo lehibe ireo no nahatonga ny Fondation Axian namolavola ny Voly First Immo. Continuer la lecture
MINISTERAN’NY MPONINA : Nizara nofon-kena mitam-pihavanana ho an’ny tena sahirana niaraka amin’ny fikambanana SIF
Mitohy ny fitsinjovana ireo tena sahirana ataon’ny ministeran’ny mponina miaraka amin’ny fikambanana Secours Islamique France eto Madagasikara(SIF). Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITE MADAGASCAR: Voarain’ny CCO Ivato ireo fanomezana andiany fahatelo
Novokarina tao amin’ny “FabLab Solidaire Mamiratra”. Nanolotra fanampiana ho an’ny CCO (Centre de Commandement Opérationnel) eny Ivato ny Orange Solidarité Madagascar ny 13 aogositra 2020. Continuer la lecture
FAMPINDRAMAM-BOLA ATAON’NY CNAPS : Mitentina 50 miliara ariary ny vola ampiasaina
Hanomboka amin’ny Alatsinainy 17 Aogositra 2019 ny fametrahana ny atonta-taratasy fangatahana findramam-bola ao amin’ny CNAPS (Caisse nationale de prévoyance sociale ) atao hoe « tsinjo fameno » ary mifarana amin’ny faran’ny volana septambra 2020 izany. Continuer la lecture
LIONS CLUB MADAGASCAR: 10.000 dolara atokana iadiana amin’ny COVID 19
Nahazo famatsiam-bola avy amin’ny Fondation du Lions Club International (LCIF) ny Lions Club Madagascar ho entina hanamafisana ny ady amin’ny coronavirus. Continuer la lecture
FIATREHANA NY FIHIBOHANA : Mitohy ny fanampiana ataon’ny fikambanana SIF ireo mpatory an-dalana sahan’ny ministeran’ny mponina
Hifandrimbonana ny fanampiana ireo mpiray tanindrazana. Iaraha-mahalala fa ao anatin’ireo marefo ireo ny mpatory an-dalana. Noraisin’ny ministeran’ny mponina ny fanangonana azy ireo. Continuer la lecture