Archives mensuelles février 2023


AMBATOVY : Nanolotra « sulfate d’ammonium » 500 taonina


Ao anatin’ny fiaraha-miasa tamin’ny tetikasa PAPRIZ, izay tohanan’ny JICA (l’Agence Japonaise de Coopération Internationale, sy ny Ministeran’ny Fambolena sy fiompiana, dia nanolotra « sulfate d’ammonium » 500 taonina Ambatovy ho fandraisana anjara amin’ny fanamafisana ny fiahiana ara-tsakafo sy ny ezaka ho an’ny fahavitan-tena amin’ny lafiny sakafo eto amin’ny firenena. Continuer la lecture


FANABEAZANA NOMERIKA : Afaka mitrandraka fahalalana maimaimpoana ao amin’ny tranokalan’ny MEN ny mpianatra ao amin’ny faritra Anosy, Atsimo Andrefana sy Boeny


Afaka misitraka maimaimpoana ny loharanom-panabeazana toy ny lesona, fampiasana, horonantsary mihetsika, fampianarana isan-karazany ao amin’ny tranokalan’ny Ministeran’ny fanabeazam-pirenena (MEN) www.education.gov.mg  ireo mpianatra any amin’ny faritra  Anosy, Atsimo Andrefana sy Boeny. Continuer la lecture