Miara-miasa amin’ny fandaharan’asa SESAME ny Ravinala Airports ho fanamafisana ny fandraisana andraikitra ara-tsosialy (RSE) sy fampiroboroboana ny sehatry ny fanabeazana. Continuer la lecture
Archives mensuelles mai 2023
TETIKASA F4F: Mikendry ny fanatsarana ny tontolo iainana
Natomboka tamin’ny fomba ofisialy ny 26 may 2023 tao Antsiranana ny seraseran’ny tetikasa Forests 4Futur (F4F). Continuer la lecture
FETIN’NY RENY: Hanomboka ny 1 jona ka hatramin’ny 4 jona ny Grande Braderie de Madagascar
Iharan’ny fihenambidy manomboka amin’ny 15 % ireo entana amidy mandritra ny Grande Braderie de Madagascar (GBM) ho fitsinjovana isan-tokatrano noho ny fiakaran’ny vidim-piainana. Continuer la lecture
FIADIANA NY AMBOARA ERANTANY TARANJA BASKETBALL: Ho alefan’ny CANAL+ ireo lalao manontolo ho ataon’ny Ankoay
Hiatrika lalao anankiroa ho fiadiana ny amboara erantany ho an’ny taranja basketball ny ekipam-pirenena malagasy (Ankoay). Continuer la lecture
RIO TINTO QMM : Nampitomboina ny vola ampiasaina ho fitantanana ny rano
Famatsiam-bola mitentina 13 tapitrisa dolara fanampiny no natolotry ny orinasa Rio Tinto QMM ho fanatsarana tsy an-kiato ny tetikasa fitantanana ny rano ampiasain’ny orinasa ao amin’ny toeram-pitrandrahana. Continuer la lecture
FETE DES MERES DANS LA LIESSE AVEC BAOLAI
En cette période de l’ année, les fêtes à venir passionnent le citoyen lambda. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR : Miantso ny mpisehatra afrikanina hampiasa vola amin’ny fampiofanana momba ny nomerika
Mampitombo ny fampananan’asa sy manatsara ny kalitaon’ny fampianarana. Notanterahina ny 19 Mey 2023 teny amin’ny Novotel Alarobia ny fihaonambe ho an’ny fampiasana ny nomerika eto Afrika na « Assises de la Transformation Digitale en Afrique – ATDA ». Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR: Eo akaikin’ny mpanoratra Malagasy ho fampiroboroboana ny literatiora sy ny vaky boky
Teto Madagasikara no natolotra tamin’ny fomba ofisialy ny loka goavana azon’i Rakotoson Michèle tamin’ny fifaninanana « Prix Orange du Livre en Afrique » na POLA. Continuer la lecture
SOCIETE DE COURTAGE EN ASSURANCE ET GESTION DES RISQUES : IORS devient SANKO
Des solutions adaptées aux entreprises en matière de gestion de risques. Continuer la lecture
AEROPORT INTERNATIONAL DE NOSY BE: Un exercice général de simulation d’accident d’avion réalisé
Ravinala Airports, avec l’appui de Monsieur Vincent Robert, en charge des exercices d’urgence de l’aéroport de Paris-Charles de Gaulles, a organisé ce lundi 15 mai 2023 un exercice général de simulation d’accident d’avion, grandeur nature, sur le site de l’aéroport international de Nosy Be, en coordination et avec l’appui de la Préfecture de Nosy Be ainsi que toutes les entités aéroportuaires. Continuer la lecture