Tsy masomboly ihany no olana ho an’ny tantsaha fa eo ihany koa ny fahasimban’ny tany, ny tsy fahampian’ny tany ambolena, ny tsy fahampian-drano. Fomba iray mahomby hamahana izany sy irosoana any amin’ny fahavitantena ara-tsakafo, izay vaindohan-draharahan’ny fitondram-panjakana malagasy, ny “agroécologie”. Continuer la lecture
Archives mensuelles février 2025
FIAMPITANA AMIN’NY FAMPIHARANA NY AGROECOLOGIE : Mitana anjara toerana lehibe ny fifampizarana traikefa eo amin’ny samy mpisehatra
Lalana iray ahafahana miroso amin’ny fahavitan-tena ara-tsakafo ny « agroécologie ». Efa maro ny tetikasa manaparitaka ity fomba fambolena maharitra ity manerana an’i Madagasikara. Continuer la lecture
KONNECT BY BLUELINE : Nidina ny vidin’ny internet avy amin’ny zanabolana
Tombontsoa voalohany amin’ny fampiasana internet avy amin’ny zanabolana (satellite) ny fahafahana manao connexion any amin’ny toerana tsy misy « réseau 4G » na tsy voarakotry ny « fibre optique ». Continuer la lecture
FESTIVAL CAMÉLÉON: Hampiseho ny maha zava-dehibe ny tanalahy eto Madagasikara
Mitana anjara asa lehibe ara-tontolo iainana sy fiainan’ny zanak’olomebelona ary ny toekarena ny tanalahy. Continuer la lecture
ÉVÈNEMENT SPORTIF ET TOURISTIQUE: La 9ème édition du Trail d’Ibity comporte des nouveautés
Le Trail d’Ibity n’est pas seulement une course mais aussi une véritable célébration de la passion, du sport et de la découverte touristique. Continuer la lecture
LION HILL: Manohy ny maha “Ambasadaoro” azy ao amin’ny Orange Madagascar
Mbola i Lion Hill ihany no ambasadaorin’ny Orange Madagascar ho an’ny taona 2025. Notontosaina ny 24 janoay 2025, ny fifanaovan-tsoniam-piarahamiasa teo amin’ny roa tonta. Continuer la lecture
DIEGO-SUAREZ, MISAONA NY HOTEL DE LA POSTE : Nodimandry i DAEL Abdul Kaïd
Nodimandry tatsy amy nosy La Réunion tamy 17 janoary 2025 Andriamatoa DAEL Abdul Kaïd, tompon’ny Hôtel de la Poste any Diego-Suarez. Continuer la lecture