Misy ny fidirana faharoa ho an’ny taom-pianarana 2021. Maro amin’ireo mpianatra vao afaka fanadinana bakalorea no misafidy ny hanomboka ny fianarany eny amin’ny ambaratonga ambony Continuer la lecture
Archives mensuelles janvier 2021
FONDATION AXIAN: Mpanentana ara-panatanjahantena 36 nahavita fiofanana
Mampiroborobo ny fanatanjahantena eny anivon’ny fokontany. Nozaraina ny 28 janoary 2021 teny amin’ny kianja Mitafo Mahamasina ny mari-pahavitam-piofanana an’ireo 36 mianadahy nanaraka fiofanana ho lasa Continuer la lecture
VEHIVAVY MPANDRAHARAHA : Manampy azy ireo ahita lalam-bola ny « plateforme 50 millions des femmes africaines ont la parole »
« Tsy mandoa hetra ». Nanatrika  ny fivoriana  momba ny fizarana  ny tetikasa « 50 millions des femmes africaines ont la parole » na 50MFAP niaraka tamin’ny tomponandraikitra teo Continuer la lecture
LES ANCIENS DE LA MARINE NATIONALE MALAGASY : Le nouveau Président de la FLM ancien mataf
Samedi 23 Janvier 2021, Ã partir de 9 heures, des visites et des venues inhabituelles, des personnes portant des paniers comme si elles allaient en Continuer la lecture
CGARD : Manampy amin’ny fanapahan-kevitra raisina amin’ny sehatry ny fambolena
Mampiasa teknolojia avo lenta. Nitsidika ny ivon-toeran-tsarintany azo avy amin’ny zanabolana ampiharina indrindra ny tontolo ambanivohitra na « Center on Geoinformatics Applications in rural Development » (CGARD) Continuer la lecture
JIRAMA : 80 % ny mpanjifa nahita fa nihena ny vidin-jirony vokatry ny tetikasa Optima
Raha mitovy ny fandaniana. Nitondra fanazavana momba  tetikasa Optima izay ahitana ireo « tarif » efatra : ny tarif social, tarif économique, tarif confort ary ny tarif superconfort Continuer la lecture
La CAF et StarTimes annoncent un accord de diffusion du CHAN Total Cameroun 2020 en Afrique Subsaharienne
La Confédération Africaine de Football et l’opérateur de télévision numérique StarTimes ont le plaisir d’annoncer la signature d’un accord par lequel le groupe média obtient Continuer la lecture
FEUX DE BROUSSE : Alerte ! Les futures générations sont menacées
Désertification du sol, tarissement d’eau,  manque de pluie…  Ces impacts du changement climatique se manifestent  à Madagascar depuis des années. Continuer la lecture
ORANGE DIGITAL CENTER : Hahazo tombony ireo tsy an’asa sy tsy manana diplaoma
Ho fampananan’asa ny tanora sy fampiroboroboana ny nomerika. Hotokanana tsy ho ela eto Madagasikara ny Orange Digital Center (ODC). Continuer la lecture
ANTSO FIARAHAMONINA KRISTIANINA (AFK): Hanangana andry fototra sivy ho fampandrosoana an’i Madagasikara
Ho fiarahamonina tsy mifanambany, tsy mifanapepo fa mifanohana sy mifampivelatra. “Manana fikasana miezinezina ho an’ny firenentsika Andriamanitra […] Continuer la lecture