Ora sisa no hisaina dia higadona ny faran’ny taona 2021. Andrasan’ny besinimaro amin’ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara mandritra ny kabary ho ataony, ny 31 desambra 2021, Continuer la lecture
Archives mensuelles décembre 2021
RAFANOMEZANTSOA JEAN NIRINA: Tsy misy hifandraisany amin’ny resaka facebook ny fanadihadiana
Raha toa ka “resaka facebook” no anton’ny fampiantsoana an-dRafanomezantsoa Jean Nirina teny amin’ny toby Ratsimandrava, sampandraharaha misahana ny ady atao amin’ny “cybercriminalité” dia momba ny Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITE: Fianakaviana sy ankizy sahirana anarivony hihanoka ny noely am-pifaliana
Zava-dehibe ny fizarana fanomezana mandritra ny vanim-potoanan’ny noely sy ny fetin’ny faran’ny taona. Continuer la lecture
VADIN’BEN’NY TANANA ALASORA SY NY FIKAMBANAM-BEHIVAVY: Nizara zava-tsoa teny amin’ny EPP Ambohimarina
“Tena faly ny zanakay, izahay koa tsy nody maina”. Continuer la lecture
NOELY MIZARA FIFALIANA: Mpianatra 6000 nahazo fanomezana avy amin’ny kaominina Alasora
Nanomboka nitety ireo sekolim-panjakana ao amin’ny kaominina Alasora ny Ben’ny tanàna Randriantsoa Jimmy sy ny mpiara-miasa aminy ny alatsinainy 20 desambra 2021. Continuer la lecture
RESILIENCE ECONOMIQUE ET SOCIALE : COMESA soutient l’intégration de l’agroécologie en milieu scolaire
Des milliers d’élèves de la région Vakinankaratra ont pu apprendre les différentes techniques agroécologiques. Dans le cadre de la mise à l’échelle de la diffusion Continuer la lecture
SOMAPRO : 430 élèves et 15 enseignants de l’EPP Anosivavaka rentrent chez eux avec plein de cadeaux
En sortant de l’école, les élèves et les enseignants de l’école primaire publique (EPP) Anosivavaka Ambohimanarina sont très heureux. Continuer la lecture
STARTIMES: Handefa ny “Orange Pro League” mandritra ny 10 taona
Tsy azo jerena ny lalao ara-panatanjahantena rehetra amin’ny faritra telo, Analamanga, Vakinankaratra ary Matsiatra Ambony noho ny fahamailoana ara-pahasalamana. Continuer la lecture
MADAGASCAR FASHION WEEK OCEAN INDIEN: Toerana miavaka no hanatanterahana ny andiany faha-7
Hampiantrano ny Madagascar Fashion Week Ocean Indien (MFWOI) andiany faha-7 ny Hôtel Sakamanga Ampasamandinika, ny 20 ka hatramin’ny 24 desambra 2021. Continuer la lecture
RAVINALA AIRPORTS : Tous les vols régionaux et internationaux transférés au nouveau Terminal International d’Antananarivo
La cérémonie officielle de la mise en service commerciale du nouveau terminal international de l’aéroport d’Antananarivo s’est déroulée ce 16 décembre 2021. Continuer la lecture