Dans le secteur économique de l’Ile Rouge, nombreux sont ceux qui renouvellent leur offre pour mieux appréhender le marché. Continuer la lecture
Archives mensuelles août 2023
FANAMBARANA NATAON’NY KMF/CNOE: Hiteraka resa-be hanamaloka ny zotram-pifidianana ny fanavaozana ny ratsamangaikan’ny CENI
Nanao fanambarana ny birao nasionalin’ny KMF/CNOE -Fanabeazana olom-pirenena, ny 24 aogositra 2023 mba ho fifidianana Filoham-pirenena andraisan’ny rehetra anjara, marina ary eken’ny rehetra ka hitondra fitoniana no hitranga amin’ity taona 2023 ity. Continuer la lecture
LUTTE CONTRE L’INSECURITE ALIMENTAIRE DANS LE SUD DE MADAGASCAR : Rio Tinto fait une donation de 2 millions USD à l’UNICEF
Rio Tinto a fait un don de 2 millions de dollars américain, le 18 août 2023, à l’UNICEF et à ses partenaires pour soutenir son travail vital pour relever les défis d’une crise de malnutrition à Madagascar. Continuer la lecture
AIRTEL MADAGASCAR – MINISTERE DE LA SECURITE PUBLIQUE: L’orphelinat de la Police Nationale d’Ambatolampy doté de matériels de connexion et informatique
Le partenariat entre Airtel Madagascar et le Ministère de la Sécurité Publique entre dans une nouvelle dimension avec la cérémonie de remise officielle de dons pour l’Orphelinat de la Police Nationale d’Ambatolampy par l’opérateur, ce 21 Août 2023. Continuer la lecture
KANDIDA RASOLOFONORONIAINA JULIA MICKAËLLE NA I MISHAH : Hanova lalam-panorenana hidirana amin’ny Repoblika fahadimy
Hanao fitsapan-kevi-bahoaka. Nanao fanambarana i Rasolofonoroniaina Julia Mickaëlle na i Mishah androany alarobia 23 aogositra 2023, teny Mamory Ivato fa anisan’ireo kandida amin’ny fifidianana filoham-pirenena, tontosaina ny 09 novambra 2023. Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITE MADAGASCAR : Foto-drafitr’asa maro no namboarina sy nohavaozina tany Antalaha
Natolotra tamin’ny fomba ofisialy ny 14 aogositra 2023 tao Antalaha ireo foto-drafitr’asa namboarina sy nohavaozina tao amin’ny village Orange Ambodarifia et le village des Lépreux Mahevadoany. Continuer la lecture
60MN CHRONO: Fifaninanana karting atao etsy amin’ny Havoana Land Imerikasinina
Ho famaranana ny fotoam-pialantsasatra sy noho ny fangatahan’ny besinimaro dia mikararaka fifaninanana ho an’ny taranja « karting » ny Havoana Land. Continuer la lecture
ANTOKO POLITIKA FIHAVANANTSIKA : Nanolotra kandidà mino an’Andriamanitra sy mendrika ny hitondra firenena
Fotoana hiverenana amin’Andriamanitra izao. Vonona ny filohan’ny fikambanana « An’i Kristy », Lalaina Harilanto RATSIRAHONANA hanarina ny firenena izay ao anatin’ny fahasahiranana sy fahantrana lalina vokatry ny krizy ara-tsosialy nifanesy nandritra ny 63 taona. Continuer la lecture
TEKFUTURA : Des référentiels conçus pour former les jeunes de la région d’Anosy à des métiers techniques spécifiques
Une avancée majeure pour la formation à Madagascar. C’est au CCI de Fort Dauphin, le 10 Août 2023 qu’a eu lieu la cérémonie officielle de restitution des référentiels de 9 métiers techniques par TEKFUTURA à QMM Rio Tinto. Continuer la lecture
MPANDRAHARAHA SY MPONINA AO MANAKARA : Mitondra fampandrosoana ho an’ny fandraharahana sy ny manamora ny serasera ny Wifiber
Asa goavana no natao tao anatin’ny volana vitsivitsy ho fanatsarana ny kalitaon’ny tambazotra Orange. Continuer la lecture