Ny sabotsy 14 sy ny alahady  15 oktobra 2017 no hanatontosana ny Marathon International de Tana (MIT)  andiany faha-17.  Efa misokatra ny fisoratana anarana.  Afaka Continuer la lecture
Archives mensuelles juillet 2017
Vraie démocratie : Ravalomanana à l’Assemblée
La vraie démocratie doit se passer à travers un débat à l’Assemblée et non en place publique. Ainsi, la véritable place pour Ravalomanana est à Continuer la lecture
Fananan-tany
Zon’ny mpiasa rehetra ao amin’ny « domaine » ny mahazo ny anjarany amin’ny « caisse commune » kanefa ataon’ireo tomponadraikitra ambony ampihimamba. Isaky ny roa Continuer la lecture
VOLA BAORITRA.
Nivoaka tamin’ity herinandro ity ny vola vaovao natontan’ny fitondrana Malagasy. Maro tamin’ny Malagasy efa manana ireo vola vaovao no faly. Ny tsy mbola manana maniry Continuer la lecture
TSENA-BARO-PANJAKANA: Nanaja ny 80% ny fepetra takiana ny Ministeran’ny fanajariana ny tany.
Nahazo ny naoty ambony indrindra tamin’ny fanarahana ny dingana rehetra amin’ny tsena-baro-panjakana ny Ministeram-panjakana miadidy ny tetikasan’ny Filoham-pirenena, ny fanajariana ny tany ary fampitaovana (M2PATE) Continuer la lecture
VIMA: Hanamboatra ivon-toerana hampiofanana arak’asa.
Ankoatra ny fiarahamiasa ny orinasa amin’ny Masoivoho ny Afrika Atsimo miasa eto Madagasikara, resy lahatra amin’ny tolona nataon’ny Nelson Mandela ny Filoha Tale Jeneralin’ny Vision Continuer la lecture
Resaka fametraham-pialana.Iza indray no mandainga ?
Iza indray no mandainga sy mi-delire? Tena tsymahalala ny fametraham-pialan’ny minisitry ny vola sy ny teti-bola Gervais RAKOTOARIMANANA tokoa ve ny filohan’nyrepoblikan’i Madagasikara, Hery RAJAONARIMAMPIANINA ? Continuer la lecture
20.000 Ariary : Hiteraka fikorontanana eny amin’ny fiaraha-monina.
Nivoaka omaly ny vola vaovao natontan’ny fitondrana. Manahirana ny ankapoben’ny Malagasy ny mampiasa io vola 20.000 ariary mitambatra io. Efa betsaka ireo mpivarotra tsy handray Continuer la lecture
Gouvernement : Démission de Gervais Rakotoarimanana  (MFB)
Après une conférence de presse annulée, dimanche dernier, au Carlton d’Anosy, le ministre des Finances et du Budget Gervais Rakotoarimanana a remis cela ce matin, Continuer la lecture
Mankany amin’ny lalan’ny faharavana ny CSANR.
Tsy ela akory izay no nanoratana ny momba ity CSANR ity teto amin’ny delireMadagascar. Nisy ny vaovao momba azy ireo androany 09 jolay 2017. Niezaka Continuer la lecture