Tolotra mifanaraka amin’ny fahefa-mividin’ny tsirairay. Nohatsaraina ny tolotra internet 4G ao Blueline mba ahafahan’ny daholobe mampiasa internet. Continuer la lecture
Archives mensuelles avril 2025
INTERNET FIXE – BLUELINE: Nivadika ho « illimité » na andro na alina sy lasa 50 Mbps ny hafainganam-pandehan’ny Airfiber
Mifanaraka amin’ny filà n’ny ao an-tokantrano sy ny arak’asa ary fianarana. Continuer la lecture
DIDIM-PANJAKANA MECIE NOHAVAOZINA : Fanoitra hiantohana ny fitantanana mahomby sy mangarahara ny tontolo iainana
Namafisina ny ara-tsosialy amin’ny didim-panjakana MECIE laharana faha 2025-080 nohavaozina. Continuer la lecture
FÊTE DE PÂQUES DANS LA JOIE AVEC BAOLAI
Ce cinquième mois de l’année promet d’être joyeux avec les derniers cri dans le domaine du High – tech. Continuer la lecture
PLEASE SING ME MY SONG BEFORE YOU GO: Fampirantiana voalohany ataon’i Andrianoemarisoa Joël eny amin’ny toerana manan-tantaran’ny Hakanto Contemporary
Hivelatra kokoa amin’ny fampiroboroboana ny kanto sy ny kolontsaina malagasy ny Hakanto Contemporary. Continuer la lecture
PROPOS TECHNOLOGIQUES : Assistance pour la mobilité des personnes handicapées moteur

Razaka Ralphine Expert Consultant
International sur le handicap
L’Orange Digital Center, sis à la gare de Soarana, a invité Vendredi 11 avril 2025 Razaka Ralphine, Continuer la lecture
FETIN’NY PAKA : Manome tolotra manokana ho an’ny mpanjifa ny StarTimes
Manana tolotra ho an’ny fetin’ny Paka ny StarTimes. Raha manampy 5.000 Ariary ireo mpanjifa mampiasa ny bouquet BASIC sy SMART (amin’ny vidiny 28.000 Ariary) rehefa manao « réabonnement » dia misitraka ny bouquet ambony na ny CLASSIC sy SUPER (amin’ny vidiny 50.000 Ariary) mandritra ny 30 andro. Continuer la lecture
ADY AMIN’NY JONO TSY ARA-DALANA TSY VOAFANAMBARA SY TSY VOAFEHIN-DALANA : Manohana ny ezaka efa vitan’i Madagasikara ny SADC
Mampihena ny trondro azon’ny mponina hohanina ny jono tsy ara-dalà na tsy voafanambara sy tsy voafehin-dalà na (pêche Illicite Non déclarée et Non réglementée na pêche INN). Continuer la lecture
TRAIL D’IBITY : Plus de 1 700 coureurs engagés pour soutenir les enfants souffrant de malnutrition lors de la 9ème édition
La 9ème édition du Trail d’Ibity a réuni plus de 1 700 coureurs au cœur de la Nouvelle Aire Protégée (NAP) du Massif d’Ibity, ce dimanche 6 avril 2025. Continuer la lecture
NY FAKO : Miteraka olana saro-bahana raha tsy vita ny mitantana azy
Mamokatra fako manodidina ny 2,1 miliara taonina isan-taona isika olombelona maneran-tany. Continuer la lecture