« Fikarohana manakaiky vahoaka ». Io no lohahevitra nosafidian’ny Ministeran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa (MESUPRES) hanamarihana ny andro manerantany ho an’ny tontolo iainana (Journée Mondiale de l’Environnement na JME), ankalazaina isaky ny 5 jona. Continuer la lecture


