Le DG du groupe Airtel Africa plc, Segun Ogunsanya, a réaffirmé l’importance d’un environnement politique favorable au développement durable et à l’action climatique en partenariat avec le secteur privé africain, lors de la COP28 à Dubaï. Continuer la lecture
Catégorie Actus
ACCÉLÉRATION DE LA TRANSITION NUMÉRIQUE EN AFRIQUE: Airtel Africa lance Nxtra by Airtel
Grands réseaux de centres de données en Afrique. Airtel Africa lance Nxtra by Airtel, ce mardi 5 décembre 2023 à Londres. Continuer la lecture
MADA VISION: Mikarakara hetsika roa vaovao mahaliana sy hahazoan’ny orinasa madinika, salantsalany ary vaventy tombony
Nampahafantatra ireo hetsika ho karakarainy amin’ny taona 2024 ny Mada Vision. Mikarakara hetsika roa vaovao ity orinasa mpikarakara hetsika ity : ny « salon de l’innovation et de la technologie » sy ny « festival international de la gastronomie ». Continuer la lecture
AIRTEL / EMIT FIANARANTSOA: Mifanolo-tanana amin’ny fanamorana ny fidiran’ny tanora amin’ny sehatry ny asa
Efa ampiasaina ny informatika avokoa ny sehatra rehetra raha tsy hilaza afa-tsy ny fambolena, ny fitantanana ny rano, ny fitantanan-draharaha… Continuer la lecture
COP28 : La collaboration est essentielle pour faire face à l’urgence climatique
Des dirigeants de gouvernements et d’entreprises du monde entier se réuniront à Dubaï, dans les Émirats arabes unis, entre le 30 novembre et le 12 décembre, à l’occasion de la COP28, la dernière « Conférence des parties » visant à examiner les progrès accomplis dans le cadre de l’Accord de Paris de 2015 sur la lutte contre le changement climatique. Continuer la lecture
FAMPANANAN’ASA: Karazan’asa mihoatra ny 140 no azo hanaovana fizaran’asa ao amin’ny Orange Madagascar
Laharam-pamehana ho an’ny orinasa Orange Madagascar ny fampiofanana sy fampananan’asa ny tanora malagasy. Continuer la lecture
LES TELE JEYOO SONT EN PROMOTION CHEZ BAOLAI
En ce beau mois de Décembre, l’ électroménager est très prisé par le public. Dans ce contexte, la Société « Baolai » sise à Soarano, Analakely et à Bazar be Toamasina gâte le public. Continuer la lecture
« LE CRÉPUSCULE DES PROMESSES ÉTERNELLES » : Sangan’asan’i Joël Andrianomearisoa mampiseho ny fihetseham-po sy ireo tsiaro amin’ny alalan’ny petakofehy
Eto Antananarivo no ampisehoana voalohany ny sangan’asan’i Joël Andrianomearisoa mitondra ny lohateny hoe: « Le crépuscule des promesses éternelles » mialoha ny fampirantiana azy any ivelany. Asehon’ny mpanakanto amin’ny alalan’ny kisarisary arahina petakofehy sy amin’ny alalan’ny akora hafa toy ny vy ny fihetsehampo sy ireo tantara tsy hay hazavaina , matetika saro-takarina. Continuer la lecture
TARANJA AGROÉCOLOGIE : Efa mizotra any amin’ny fampidirana azy anaty fandaharam-pibeazana vaovao
Ho ampianarina manerana ny sekoly eto Madagasikara ny « agroécologie » na fambolena maharitra. Io no adisisika ataon’ny GSDM, matihanina amin’ny « agroécologie », efa am-polo taonany, ho fanapariahana ny fambolena maharitra eto Madagasikara. Continuer la lecture
KMF/ CNOE: « Lalana roa no azo hivoahana hananan’ny fanjakana hijoro eo « légitimité », na hifampidinika na hanao herisetra »
Fifampidinihan’ny herivelona rehetra hialàna amin’ny korontana na fampiasana herisetra. Nanao fanambarana ny KMF/CNOE-Fanabeazana olompirenena, ny 21 novambra 2023 momba ny zotram-pifidianana fa “tsy ampy sady tsy tsara kalitao ny fampiofanana an’ireo mpikambana biraom-pifidianana ka nisy fiantraikany ratsy tamin’ny fitantanana ny birao fandatsaham-bato izany”. Continuer la lecture





















