Catégorie Actus



COP28 : La collaboration est essentielle pour faire face à l’urgence climatique


Des dirigeants de gouvernements et d’entreprises du monde entier se réuniront à Dubaï, dans les Émirats arabes unis, entre le 30 novembre et le 12 décembre, à l’occasion de la COP28, la dernière « Conférence des parties » visant à examiner les progrès accomplis dans le cadre de l’Accord de Paris de 2015 sur la lutte contre le changement climatique. Continuer la lecture


« LE CRÉPUSCULE DES PROMESSES ÉTERNELLES » : Sangan’asan’i Joël Andrianomearisoa mampiseho ny fihetseham-po sy ireo tsiaro amin’ny alalan’ny petakofehy


Eto Antananarivo no ampisehoana voalohany ny sangan’asan’i Joël Andrianomearisoa mitondra ny lohateny hoe: « Le crépuscule des promesses éternelles » mialoha ny fampirantiana azy any ivelany. Asehon’ny mpanakanto amin’ny alalan’ny kisarisary arahina petakofehy  sy amin’ny alalan’ny  akora hafa toy ny vy  ny fihetsehampo sy  ireo tantara tsy hay hazavaina , matetika saro-takarina. Continuer la lecture


KMF/ CNOE: « Lalana roa no azo hivoahana hananan’ny fanjakana hijoro eo « légitimité », na hifampidinika na hanao herisetra »


Fifampidinihan’ny herivelona  rehetra  hialàna amin’ny korontana  na fampiasana herisetra. Nanao fanambarana  ny KMF/CNOE-Fanabeazana olompirenena, ny 21 novambra 2023 momba ny zotram-pifidianana fa “tsy ampy sady tsy tsara kalitao ny fampiofanana an’ireo mpikambana biraom-pifidianana ka nisy fiantraikany ratsy tamin’ny fitantanana ny birao fandatsaham-bato izany”. Continuer la lecture