Catégorie Actus



FIKAMBANANA PORTE BONHEUR : Faly ireo mpianatra sy ray amandrenin’ny mpianatra ary mpampianatra ao amin’ny EPP Ampahibato Alasora


Tafita ny fahasambarana nozaraina. Nitondra kilalao  sy “biscuit” ho an’ny mpianatra sy “panier garni” misy paty « macaroni » sy menaka ho an’ny ray aman-drenin’ny mpianatra  ary panier garni ahitana paty « macaroni » sy menaka ary vary 5 kilao ho an’ny mpampianatra ao amin’ny EPP Ampahibato Alasora ny fikambanana Porte Bonheur,  ny 21 desambra 2023. Continuer la lecture