Ilaina ny teknolojia vaovao sy avo lenta raha te hiroso mankany amin’ny fandrosoana. Tsy iadian-kevitra intsony izany fivoarana izany. Tsy tokony ho diso anjara ihany koa isika Malagasy. Nitsiry ny hevitra ny amin’ny fampivondronana amin’ny toerana iray ny mpanjifa, ny mpisera, ary indrindra ireo mpahay ny fikirakirana rehetra momba ny teknolojia vaovao. Continuer la lecture
Catégorie Actus
PENJY RANDRIANARISOA: Nandray ny andraikiny sahady amin’ny fanadiovana ny tanànan’Ivato
Tao anatin’ny efa-bolana tsy nitantanany ny kaominina. Tsy niandry vali-pifidianana ofisialy ny mpiara-dia amin’i Penjy Randrianarisoa fa tonga dia nandray ny andraikiny. Continuer la lecture
BAOBAB ETO MADAGASIKARA : Ho lasa tantara sisa…
Tandidomin-doza. Raha valo ny karazana baobab manerana an’izao tontolo izao dia ny fito amin’ireo eto Madagasikara, ny enina amin’ ireo dia tsy hita afa-tsy eto amintsika ary ny telo hita ao amin’ny faritra Menabe. Continuer la lecture
ACAT MADAGASCAR: Nihena ny isan’ny olona voaazona am-ponja vonjimaika
Nanao ezaka be ny fitondram-panjakana. Feno telo taona ny tetikasa “iadiana amin’ny fiazonana am-ponja vonjimaika tsy manara-dalàna”, sahanin’ny ACAT Madagascar (Actions des Chrétiens pour l’Abolition de la Torture à Madagascar). Continuer la lecture
HENRI RATSIMBAZAFY: « Ny tantaram-piainako »
60 taona nihirana. Manome fotoana ny mpankafy azy i Henri Ratsimbazy ny 08 desambra 2019 amin’ny 03 ora tolakandro, eny amin’ny CCI Ivato. Continuer la lecture
SECES SY NY MPIANATRA ENY ANKATSO: Samy manana ny marary azy
Lakolosy fanairana. Nizara vaovao tamin’ny mpianatra momba ireo fitakiany ny Seces (Sendikan’ny mpampianatra-mpikaroka sy mpikaroka-mpampianatra) sampana Antananarivo androany 04 desambra 2019 teny amin’ny Esplanade Ankatso. Continuer la lecture
MPIANATRA ENY ANKATSO: Hanao fivoriambe momba ny fitakian’izy ireo
Fotoana hitakiana. Nanao fanambarana ny filohan’ireo fikambanan’ny mpianatra eny amin’ny oniversiten’Antananarivo androany 03 desambra 2019 teny Ankatso. Continuer la lecture
Korotam-bolo andiany faharoa : Ny volo no endriky ny olona
Hotontosaina ny sabotsy 14 desambra 2019 ho avy izao ao amin’ny le Pave Antaninarenina ny andiany faharoa amin’ny hetsika korotam-bolo. Hetsika izay ahitana ireo mpian-tsehatra rehetra momba ny volo sy ireo fitaovana ilaina amin’ny fikarakarana ny volo. Continuer la lecture
HOPITAL DE LA DIGUE : Inauguration de la Gamma caméra
De nombreuses autorités sont venues honorer de leur présence ce lundi 25 novembre 2019 la remise d’une Gamma camera dans la salle de médecine nucléaire à l’hôpital de la Digue Andohatapenaka.
GSDM: Asa maika ny fampidirana ny « agroécologie » ao anaty fandaharam-pianarana
Efa nisy ny andrana natao ary nahitam-bokany izany. Sekolim-panjakana sy tsy miankina ao amin’ny ambaratonga voalohany (kilasy fahaenina sy fahadimy) miisa 12 no nanaovana andrana tamin’ny fampidirana ny « agroécologie » na fomba fambolena maharitra mikajy ny tontolo iainana tao anaty fandaharam-pianarana. Continuer la lecture





















