Notanterahina ny 26 aprily 2019 ny fifamindram-pahefana teo amin’ny tale jeneralin’ny sekolim-pirenena manofana mpitsara sy mpirakidraharaha (ENMG), Rakotoarisoa Miandantsata Indriamanga sy ny mpandimby azy Ramarolahy Haingonirainy Anthony. Continuer la lecture
Catégorie Actus
ANTENIMIERANDOHOLONA : Mahatsiaro ho nanaovana taim-bava
Nanazava ny resa-bola ao amin’ny Antenimierandoholona ny kestora voalohany, loholona Abdirassoul Mourad, omaly 25 aprily 219. Continuer la lecture
FIANGONANA ADVANTISTA: Mikarakara fizaham-pahasalamana maimaim-poana
Miezaka mandray anjara amin’ny sehatra rehetra ahafahana manampy ny mpiara-belona ny fiangonana ny advantista. Continuer la lecture
RAKOTONDRAZAFY LALATIANA: Voatery manazava ny hevi-panjakana
Nanazava ny antony hanovà na ny lalà mpanorenana amin’ny alalan’ny fitsapan-kevi-bahoaka ny minisitry ny serasera sy ny kolontsaina sady mpitondra teny ny governemanta Rakotondrazafy Andriatongarivo Lalatiana omaly 23 aprily 2019. Continuer la lecture
VAKY BOKY : Ireo tombontsoa azo avy aminy
Tamin’ny alalan’ny fampiantsoana ireo mpisehatra eo anivon’ny boky sy ny vaky boky no nanamarihan’ny ministeran’ny serasera sy ny kolontsaina ny andro iraisam-pirenena ho an’ny boky sy ny zon’ny mpamorona, omaly 23 aprily 2019. Continuer la lecture
FITSAPAN-KEVI-BAHOAKA: Manitsaka ny lalam-panorenana ny mpitondra hoy ny TIM
« Tsy nanaja ary tsy nitandro tahaka ny hanaka andriamaso ny lalam-panorenana ny prezidà n’ny repoblika raha namoaka iny fanapahan-kevitra ho fiantsoana ny mpifidy handatsa-bato amin’ny fitsapa-kevi-bahoaka hampiarahana amin’ny fifidianana solombavambahoaka amin’ny 27 Mai 2019 ho avy izao », hoy ny filohan’ny antoko TIM, Ravalomanana Marc. Continuer la lecture
GSDM-EFTA: Nivoaka ny teknisiana misahana manokana agroécologie
Tsy ampy ireo teknisiana ara-pamokarana hanolo-tsaina ny tantsaha hiatrika ny fiovaovan’ny toetr’andro. Izany indrindra no antom-pisian’ireo « conseillers spécialisés en agriculture de conservation et agroécologie» (AE/AC). Continuer la lecture
ROVA AN’ANTANANARIVO: Hiato ny fitsidihana atsy ho atsy
Tsy toy ny mahazatra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tsangambato sy ny toerana miavaka. Continuer la lecture
FIAHARAHAMIASAN’NY AFHAM SY GFEM: Ho fanomezana asa ny vehivavy sembana
Tontosa omaly 18 aprily 2019 ny fifanaovan-tsoniam-piarahamiasa eo amin’ny fikambanana AFHAM (Association des Femmes Handicapées de Madagascar) sy ny GFEM (Groupement des Femmes Entrepreneurs de Madagascar). Continuer la lecture
FANAFIHANA NY FIARA « BRINKS »: Dimy ireo voasambotra
Mitohy ny fanadihadiana mombany raharaha fanafihan’ny fiara Brinks mitondra vola teny amin’ny lalan’ny By-pass Antananarivo. Continuer la lecture