Nanao ezaka be ny fitondram-panjakana. Feno telo taona ny tetikasa “iadiana amin’ny fiazonana am-ponja vonjimaika tsy manara-dalàna”, sahanin’ny ACAT Madagascar (Actions des Chrétiens pour l’Abolition de la Torture à Madagascar). Continuer la lecture
Catégorie Actus
HENRI RATSIMBAZAFY: « Ny tantaram-piainako »
60 taona nihirana. Manome fotoana ny mpankafy azy i Henri Ratsimbazy ny 08 desambra 2019 amin’ny 03 ora tolakandro, eny amin’ny CCI Ivato. Continuer la lecture
SECES SY NY MPIANATRA ENY ANKATSO: Samy manana ny marary azy
Lakolosy fanairana. Nizara vaovao tamin’ny mpianatra momba ireo fitakiany ny Seces (Sendikan’ny mpampianatra-mpikaroka sy mpikaroka-mpampianatra) sampana Antananarivo androany 04 desambra 2019 teny amin’ny Esplanade Ankatso. Continuer la lecture
MPIANATRA ENY ANKATSO: Hanao fivoriambe momba ny fitakian’izy ireo
Fotoana hitakiana. Nanao fanambarana ny filohan’ireo fikambanan’ny mpianatra eny amin’ny oniversiten’Antananarivo androany 03 desambra 2019 teny Ankatso. Continuer la lecture
Korotam-bolo andiany faharoa : Ny volo no endriky ny olona
Hotontosaina ny sabotsy 14 desambra 2019 ho avy izao ao amin’ny le Pave Antaninarenina ny andiany faharoa amin’ny hetsika korotam-bolo. Hetsika izay ahitana ireo mpian-tsehatra rehetra momba ny volo sy ireo fitaovana ilaina amin’ny fikarakarana ny volo. Continuer la lecture
HOPITAL DE LA DIGUE : Inauguration de la Gamma caméra
De nombreuses autorités sont venues honorer de leur présence ce lundi 25 novembre 2019 la remise d’une Gamma camera dans la salle de médecine nucléaire à l’hôpital de la Digue Andohatapenaka.
GSDM: Asa maika ny fampidirana ny « agroécologie » ao anaty fandaharam-pianarana
Efa nisy ny andrana natao ary nahitam-bokany izany. Sekolim-panjakana sy tsy miankina ao amin’ny ambaratonga voalohany (kilasy fahaenina sy fahadimy) miisa 12 no nanaovana andrana tamin’ny fampidirana ny « agroécologie » na fomba fambolena maharitra mikajy ny tontolo iainana tao anaty fandaharam-pianarana. Continuer la lecture
PRATIQUES FAMILIALES ESSENTIELLES: Tsy andoavam-bola kanefa miantoka ny ho avin’ny ankizy
Fiaraha-mientan’ny mpisehatra rehetra. Mpanapa-kevitra ara-politika, mpitarika fivavahana, mpisehatra amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena, fikambanan’ny vehivavy mpanao gazety sy maro hafa miara-mientana amin’ny UNICEF amin’ny fampiroboroboana ny PFE (Pratiques Familiales Essentielles). Continuer la lecture
PRATIQUES FAMILIALES ESSENTIELLES: Tsy andoavam-bola kanefa miantoka ny ho avin’ny ankizy
Fiaraha-mientan’ny mpisehatra rehetra. Mpanapa-kevitra ara-politika, mpitarika fivavahana, mpisehatra amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena, fikambanan’ny vehivavy mpanao gazety sy maro hafa miara-mientana amin’ny UNICEF amin’ny fampiroboroboana ny PFE (Pratiques Familiales Essentielles). Continuer la lecture
Eric Fou-Hehy : Nisongadina ny fisaorany ny PRM Andry Rajoelina sy ny depoité Rossy
« Hiverina hiasa sy hanao ny andraikitro rehetra toy ny teo aloha aho rehefa feno herintaona ny nahavitan’ny fandidiana ahy…. Ny 25 hatramin’ny 27 jona 2019 no nanaovana ny fandidiana ahy tany Inde. Ka raha tombanana izany dia any amin’ny volana Jona taona 2020 any aho dia ho tonga eny an-tsehatra indray » Continuer la lecture




















