Ao anatin’ny laharam-pamehana ho an’ny koaminina Ivato ny fanomezana lanja ny tamberinandraikitra ho an’ny mponina. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
NM EVENT’S: Mikaroka sehatra hivelaran’ireo tanora tsy an’asa ao Ambohitrimanjaka
Manana tanora marobe ny kaominina Ambohitrimanjaka araka ny fanazavan’ny Ben’ny tanàna Randriamanalintsoa Ihajasoa Zazah. Continuer la lecture
TRANOMBAROTRA « BAOLAI »: Manao fihenam-bidy
Amin’ ny vaninandro Taombaovao toy izao dia maro ireo izay te hanolotra fanomezana miavaka hoan’ ireo olona akaiky azy. Continuer la lecture
ADY AMIN’NY KERE : fiatrehana ny hamehana, sy Fametrahana ny tetika lavitrezaka
Mifanindran-dàlana ny asa hiatrehana ny hamehana, indrindra fa ny fanampiana ny mponina marefo eo amin’ny lafiny sakafo sy rano, ary ny fametrahana ny tetika lavitrezaka hanafoanana ny kere. Continuer la lecture
FONDATION AXIAN –CUA : Manofana mpanentana ara-panatanjahantena sy arbitre ho an’Antananarivo renivohitra
Afaka manao « arbitre » na mpanentana ara-panatanjahantena amin’ireo fifaninanana eto Madagasikara. Continuer la lecture
RAVINALA AIRPORTS: Manamafy ny fifandraisana amin’ny mponina manodidina ny seranam-piaramanidina
Ho an’ny Ravinala Airports, misahana ny fitantanana ny seranam-piaramanidina eto Antananarivo sy Nosy Be dia ny miara-dalana amin’ny fanajàna sy ny fanampiana ny mponina mipetraka manodidina ny toerana hiasany ny fampandrosoana ny foto-drafitrasa momba ny seranam-piaramanidina. Continuer la lecture
VOLY GERANIUM: Nahomby ny andrana natao rehefa nampiasa ny teknika agro-écologie
Fitaovana iray entina miady amin’ny tsy fahampian-tsakafo, ny fiovaovan’ny toetrandro ary miaro ny harena voanjanahary kanefa mampitombo ny vokatry ny fambolena ny “agro-écologie” na ny fambolena maharitra, araka ny andrana sy ny fikarohana maro nataon’ireo firenena mandroso. Continuer la lecture
ONIVERSITE ESTIIM: Tafiditra amin’ny sehatry ny asa ny 80 % ny mpianatra mivoaka
Na dia teo aza ny fihibohana noho ny Covid-19 dia niezaka ny ESTIIM nahatafita ny mpianatra ity onveriste tsy miankina amin’ny fanjakana ity. Continuer la lecture
FANOMEZANA AVY AMIN’NY KAOMININA ALASORA : Tsy mbola nisy hetsika tahaka izao hatramin’izay
Fety miavaka. Rehefa misy ny hetsika ara-sosialy dia matetika mirona any amin’ny be antitra sy ny ankizy ny fanomezana. Iaraha-mahalala fa sahirana ny ankamaroan’ny mpianatra amin’ny sekolim-panjakana. Continuer la lecture
ONIVERSITE HPI/MASCA SABOTSY NAMEHANA: Manofana ny mpianatra hanangana orinasa
Reharehan’ny sekoly ireo mpianatra nahavita ny fianarany. Tontosa ny 23 desambra 2020 teny Sabotsy Namehana ny famoahana ny andiany TAFARAI (Tambatra-Fanamby-Raitra) ao amin’ny oniversite HPI/MASCA Sabotsy Namehana. Continuer la lecture





















