Fiaraha-mientan’ny mpisehatra rehetra. Mpanapa-kevitra ara-politika, mpitarika fivavahana, mpisehatra amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena, fikambanan’ny vehivavy mpanao gazety sy maro hafa miara-mientana amin’ny UNICEF amin’ny fampiroboroboana ny PFE (Pratiques Familiales Essentielles). Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
MODUS MODE : Ho maimaim-poana ny fampianarana eo amin’ny sehatry ny lamaody
“Ahoana ny fomba hanaovana lamaody? ”. Io no dikan’ny Modus Mode, festival karakarain’ny agence Totem. Ny 02 ka hatramin’ny 07 desambra 2019 ho avy izao eny amin’ny Alliance Française d’Antananarivo (AFT) no hanatanterahina izany. Continuer la lecture
FAMPIHARANA NY TATAON-KETRA AMIN’NY KATSAKA SY FAIKA: Sehatra marobe no hitotongana
Niatrika fivoriana faharoa ny MPE (Malagasy Professionnels d’Elevage) sy ireo mpikambana rehetra toy ny mpiompy, mpandraharaha, mpivarotra akora… androany 28 novambra 2019 teny Nanisana. Naneho ny heviny izy ireo momba ny fampiharana ny tataon-ketra amin’ny katsaka sy ny faika. Continuer la lecture
CNaPS: Hitombo avo roa heny ny mpikambana ao anatin’ny 3 na 4 taona
“Betsaka no azo atao”. Tontosa ny 28 novambra 2019 teny Ampefiloha ny fifamindram-pahefana teo amin’ny tale jeneraly mpisolo toerana sy ny tale jeneraly vaovao misahana ny CNaPS na ny tahirim-pirenena fitsinjovana ny ara-tsosialy. Continuer la lecture
MAISONS DIGITALES: Des centaines de femmes bénéficient d’un apprentissage innovant et gratuit
Vecteur d’émergence et d’autonomisation des femmes. Une nouvelle Maison Digitale pour les femmes est désormais opérationnelle. Continuer la lecture
FANANGANANA INDOSTRIA ETO MADAGASIKARA: Mampiseho ny fahavononany ny governemanta sinoa
Samy mahazo tombony. Manana traikefa amin’ny fananganana “parc industriel” i Chine, araka ny fanadihadiana nataon’ny IEP (Institut d’Etudes Politiques) momba ny fampiroboroboana ny toekarena sinoa. Continuer la lecture
SARY NALAIN’I PIERROT MEN: Hanavotra ny mponina any Atsimo sy Avaratra
Fanampiana ny maha olona. Taorian’ny “road show photo” nampirantiana ireo sary mampiseho ny tsy fitovian’ny any Atsimo sy Avaratra vokatry ny loza voanjanahary dia mitohy ny fampirantiana ny sary nalain’i Pierrot Men. Continuer la lecture
TARIKA ‘ZAY : Manome fotoana ny mpankafy ny 1 desambra 2019
Fanomezana fahafaham-po. Isaky ny herintaona sy tapany ny tarika ‘Zay no manao fampisehoana, araka ny fanazavan’ny lehiben’ny departemantan’ny serasera eo anivon’ny Orange Madagascar nandritra ny tafa ho an’ny mpanao omaly 22 novambra 2019, niresahana ny fampisehoana karakarain’ny Ivenco. Continuer la lecture
FANAJANA NY ZON’NY ANKIZY : Mitondra azy ho tomponandraikitra rehefa lehibe
Ho avin’ny fampandrosoana ireo ankizy. Rehefa voavolavola amin’ny tsara ny ankizy dia ho lasa moteran’ny fampandrosoana ny firenena. Continuer la lecture
NID DESIGN: Tolotr’asa maro ampahafantarina eny Ivandry
Fanampiana ny tanora eo amin’ny sehatry ny asa. Nanomboka androany 22 novambra 2019 ary hifarana rahampitso 23 novambra 2019 eny amin’ny Infinithé Ivandry ny hetsika natokana ho an’ny asa, karakarain’ny Nid Design miaraka amin’ny DCTP (Plateforme pour le Développement des Compétences Techniques et Professionnelles). Continuer la lecture