Manan-danja ity lalaon’ny barea ity. Miditra amin’ny andro fahatelo sy fahaefatra ny fifaninana ho any amin’ny CAN 2022 amin’iny volana Novambra 2020 iny. Continuer la lecture
Catégorie Actus
CHAINE HO AN’NY TANORA: Toonami, chaîne vaovao ao amin’ny Startimes Madagascar
Be mpijery indrindra. Tsy mitsahatra manome fahafaham-po ho an’ny mpanjifa ny Startimes. « Nanatevin-daharana ireo chaîne ho an’ny tanora i Toonami. Sarobidy ho an’ny Startimes ny ankohonana ka manaporofo izany ny fiarahamiasa vaovao amin’ny Warner Media”, hoy i Zafera Joyce, tomponandraikitry ny serasera sy ny fifandraisana amin’ny daholobe ao amin’ny Startimes Madagasikara. Continuer la lecture
MOZEA VAVITIANA : Nanolotra sisam-bakoka arkeôlôjika i Ambatovy
Asa fikarohana arkeôlôjika nataon’Ambatovy. Manome lanja manokana ny fitandroana sy ny fanandratana ny lovan-kolontsaina Malagasy Ambatovy. Continuer la lecture
FITORIANA MPANDRAHARAHA AO FIANARANTSOA: “Manao harcèlement de procédure ny mpitory”
Nanazava ny raharaha momba ilay mpandraharaha avy ao Fianarantsoa voatonona tamin’ny haino vaky jery ny mpisolovava miaro azy, Maître Herinavalona ny 15 oktobra 2020. Continuer la lecture
BAKALOREA 2020: Nampitomboana avo roa heny ny zandary niaro ny toerana nanaovana ny laza adina
Vita ny fanomanana ny fanatontosana ny laza adina rehetra ho an’ny fanadinana bakalorea izay hanomboka ny 19 oktobra 2020 ho avy izao. Continuer la lecture
CNAPS: Tsy maintsy misitraka “tsinjo fameno” ireo manaraka ny fenitra takiana
Nameno ny fiainana andavanandron’ny mpiasa. Tapitra omaly 15 oktobra 2020 tamin’ny 12 ora alina ny fisoratana anarana anatin’ny hetsika “tsinjo fameno”, entina hanampiana ireo sehatra tsy miankina izay nisy fiantraikany tamin’ireo mpiasa ny Covid-19. Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITE- MEN: Hitombo 20 ny isan’ny sekoly nomerika
Hitovy amin’ny ankizy any ivelany. Tontosa ny 12 oktoba 2020 tetsy Anosy ny fanavaozam-piarahamiasa teo amin’ny Orange Solidarité sy ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena (MEN) momban’ny fandaharan’asa “fanabeazana nomerika”. Continuer la lecture
CNFM: “Hampiaro ny miralenta eo amin’ny fitantanana ny firenena”
Ho fampiharana ny miralenta. Mitondra tolo-kevitra mankany any amin’ireo fahefana mpanapa-kevitra ny CNFM (Conseil National des Femmes de Madagascar) mba hitsinjovana ny vehivavy indrindra aorian’izao krizy ara-pahasalamana izao. Continuer la lecture
GSDM: Ny ankizy indray no hampianatra ny ray aman-dreny ny « agroécologie »
Azo ampiharina avy hatrany. Navoaka voalohany teny amin’ny IFM Analakely ny 09 oktobra 2020 ny sary miaina mampahafantatra bebe kokoa ny « agroécologie ». Continuer la lecture
PAM: Mpianatra 200.000 no hisitraka ny fanampiana avy amin’i Russie
Sakafo isan’andro. Tontosa ny 09 oktobra 2020 tetsy amin’ny masoivohon’i Russie eto Madagasikara ny fanolorana ireo fanampiana avy amin’ny firenena rosianina. Continuer la lecture





















