Catégorie Actus



FOYER OLIVA UHLRICH : Les dons de la Communauté Camerounaise de Madagascar arrivent à point nommé


Pour offrir de meilleures conditions de vie. Le samedi 14 novembre 2020, une forte délégation des membres de la communauté camerounaise de Madagascar, conduite par son président Omer Kalameu a apporté un soutien aux pensionnaires du Foyer Oliva Uhlrich tenu par les Servantes du Cœur de Jésus à Antsirabe (165km au sud d’Antananarivo). Continuer la lecture


FITORIANA NY BEN’NY TANANAN’ALASORA : Indroa niala maina ireo mpitory


Nohamafisin’ny teo anivon’ny fitsarana tampony  ny didy navoakan’ny fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana . Tsy afa-po tamin’ny didy navoakan’ny fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana ny kandidà mpanolon-tsaina  iray avy ao amin’ny fikambanana TAMI ( TAlasora MIray) sy ny kandidà ben’ny tanana laharana fahatelo ka nampiakatra teny amin’ny fitsarana tampony. Continuer la lecture