Zava-kanto sy fanabeazana. Mitady mpahay zava-kanto mandeha irery na vondrona maniry hanamboatra “fresques murales” ho an’ny ankizy 03 ka hatramin’ny 09 taona ny Fondation H sy ny Fondation Axian. Continuer la lecture
Catégorie Actus
MIAHY JOVENA : Nanombohana ny fampiasana ny « clinique mobile » tao amin’ny Akany Iarivo Mivoy
Fahasalaman’ny reny sy ny zaza. Vehivavy 10 isan’andro no maty am-piterahana, ny telo amin’ireo dia tanora 15 ka hatramin’ny 19 taona, araka ny loharanom-baovao avy amin’ny UNFPA raha ny taona 2018 no resahana. Continuer la lecture
DIAVOLAN-KO LAVA ANY AMBILA LEMAITSO: Fampiroboroboana ny fizahantany anatiny
Fialan-tsasatra hamerina ny hasin’i Ambila Lemaitso. Telo herinandro sisa dia higadona ny “Diavolan-ko lava”. Continuer la lecture
BAREA MADAGASIKARA: FAMPIVONDRONANA AO LUXEMBURG- LALAO ANDRANA AO MAROC
Hatramin’ny nahafantarana ny datv nomen’nv FIFA ho an’ny lalao ara pirahalahiana 2020 no efa nivonona sy niady hevitra ny Federaslona Malagasy ny Baolina kitra ny hanatanterahana izany. Niroso tamin’ny fitadiavana mpifanandrina ny teknisiana sy ny tompon’andraikitra, ary avy amin’izany no nahitana ny ekipan’ny Burkina Faso. Continuer la lecture
ADY AMIN’NY TSY FANJARIAN-TSAKAFO: Mifanohana ny Lions Club Ambohibao Laka sy Rotary Club Antananarivo Ivandry
Mitovy ny tanjona. Manana vatsy hiatrehana ny efatra herinandro manaraka ny Akany Felana Maitso. Noho ny fiarahamiasa teo amin’ny Rotary Club Antananarivo Ivandry sy ny Lions Club Ambohibao Laka. Continuer la lecture
KOMITY MPANATANTERAKY NY FMF : Manohana ny soso-kevitr’i Nicolas Dupuis
Football club Swift Hesperange izay 1 ère division ao Luxembourg no hanao lalaom-pirahalahiana amin’ny Barea ho fanomanana ny dingan’ny fifanintsanana CAN 2021. Continuer la lecture
JIRAMA SY NY ORANGE MONEY: Manamora ny fiainana andavanandron’ny mpanjifa
Fanatsarana ny fomba fandoavana faktiora. Nanavao ny fiarahamiasany indray ny Jirama sy ny Orange Money. Tontosa ny 18 septambra 2020 ny fifanaovan-tsoniam-piarahamiasa teo amin’ny Tale jeneralin’ny Jirama, Andriamanga Vonjy sy ny filohan’ny filankevim-pitantanan’ny Orange Money, Degland Michel. Continuer la lecture
CENI : Mandeha ny mandeha
Miroso mankany amin’ ny fifidianana loholona vaovao. Tsy misakana ny sarety tsy ho any Sabotsy ny horakoraka. Fifidianana ataon’ny olom-boafidy izy ity. Continuer la lecture
Clean Up Day Kopakelatra Mandray anjara indray amin’ny « World Clean Up Day » ny tetikasa Kopakelatra.
Novaina ny fanamarihana tamin’ity taona ity, nafantoka manokana tamin’ny fanentanana ny mponin’Antananarivo amin’ny fanangonana ny tavoahangy plastika eny amin’ireo toeram-panangonana. Continuer la lecture
SEKOLY TELMA : Vahaolana ho an’ireo ankizy ao amin’ny tanànan’i Mokotra sy ny manodidina
Vokatry ny fanafihan-dahalo matetika. Noho ny fiarahamiasa teo amin’ny Fondation Axian sy ny ONG Blue Ventures dia vita soamantsara ny fanamboarana ny EPP tao amin’ny tanànan’ny Mokotra, faritra Menabe. Notontosaina ny 17 septambra 2020 ny fitokanana tamin’ny fomba ofisialy ity Sekoly Telma faha-78 ity. Continuer la lecture





















