Ho fampiharana ny miralenta. Mitondra tolo-kevitra mankany any amin’ireo fahefana mpanapa-kevitra ny CNFM (Conseil National des Femmes de Madagascar) mba hitsinjovana ny vehivavy indrindra aorian’izao krizy ara-pahasalamana izao. Continuer la lecture
Catégorie Actus
GSDM: Ny ankizy indray no hampianatra ny ray aman-dreny ny « agroécologie »
Azo ampiharina avy hatrany. Navoaka voalohany teny amin’ny IFM Analakely ny 09 oktobra 2020 ny sary miaina mampahafantatra bebe kokoa ny « agroécologie ». Continuer la lecture
PAM: Mpianatra 200.000 no hisitraka ny fanampiana avy amin’i Russie
Sakafo isan’andro. Tontosa ny 09 oktobra 2020 tetsy amin’ny masoivohon’i Russie eto Madagasikara ny fanolorana ireo fanampiana avy amin’ny firenena rosianina. Continuer la lecture
FONDATION H- FONDATION AXIAN: Mitady mpahay zava-kanto momba “fresques murales”
Zava-kanto sy fanabeazana. Mitady mpahay zava-kanto mandeha irery na vondrona maniry hanamboatra “fresques murales” ho an’ny ankizy 03 ka hatramin’ny 09 taona ny Fondation H sy ny Fondation Axian. Continuer la lecture
MIAHY JOVENA : Nanombohana ny fampiasana ny « clinique mobile » tao amin’ny Akany Iarivo Mivoy
Fahasalaman’ny reny sy ny zaza. Vehivavy 10 isan’andro no maty am-piterahana, ny telo amin’ireo dia tanora 15 ka hatramin’ny 19 taona, araka ny loharanom-baovao avy amin’ny UNFPA raha ny taona 2018 no resahana. Continuer la lecture
DIAVOLAN-KO LAVA ANY AMBILA LEMAITSO: Fampiroboroboana ny fizahantany anatiny
Fialan-tsasatra hamerina ny hasin’i Ambila Lemaitso. Telo herinandro sisa dia higadona ny “Diavolan-ko lava”. Continuer la lecture
BAREA MADAGASIKARA: FAMPIVONDRONANA AO LUXEMBURG- LALAO ANDRANA AO MAROC
Hatramin’ny nahafantarana ny datv nomen’nv FIFA ho an’ny lalao ara pirahalahiana 2020 no efa nivonona sy niady hevitra ny Federaslona Malagasy ny Baolina kitra ny hanatanterahana izany. Niroso tamin’ny fitadiavana mpifanandrina ny teknisiana sy ny tompon’andraikitra, ary avy amin’izany no nahitana ny ekipan’ny Burkina Faso. Continuer la lecture
ADY AMIN’NY TSY FANJARIAN-TSAKAFO: Mifanohana ny Lions Club Ambohibao Laka sy Rotary Club Antananarivo Ivandry
Mitovy ny tanjona. Manana vatsy hiatrehana ny efatra herinandro manaraka ny Akany Felana Maitso. Noho ny fiarahamiasa teo amin’ny Rotary Club Antananarivo Ivandry sy ny Lions Club Ambohibao Laka. Continuer la lecture
KOMITY MPANATANTERAKY NY FMF : Manohana ny soso-kevitr’i Nicolas Dupuis
Football club Swift Hesperange izay 1 ère division ao Luxembourg no hanao lalaom-pirahalahiana amin’ny Barea ho fanomanana ny dingan’ny fifanintsanana CAN 2021. Continuer la lecture
JIRAMA SY NY ORANGE MONEY: Manamora ny fiainana andavanandron’ny mpanjifa
Fanatsarana ny fomba fandoavana faktiora. Nanavao ny fiarahamiasany indray ny Jirama sy ny Orange Money. Tontosa ny 18 septambra 2020 ny fifanaovan-tsoniam-piarahamiasa teo amin’ny Tale jeneralin’ny Jirama, Andriamanga Vonjy sy ny filohan’ny filankevim-pitantanan’ny Orange Money, Degland Michel. Continuer la lecture





















