Catégorie Actus



Opinion : Journaliste-politicien et Gaëlle Borgia


Deux aspects attirent l‘attention dans la polémique sur la journaliste Gaëlle Borgia qui a publié sur sa page Facebook un reportage sur le Kere ou Famine dans le sud de Madagascar.

Le premier est qu’elle n’est pas la seule à en avoir parlé. Mais de par son statut de correspondant international, elle a attiré davantage l’attention que quand les confrères nationaux comme Rivonala Razafiarison ou Lova Rabary en ont parlé dès janvier 2021. Comme si un reportage fait par un étranger ou une personne « d’un nom à consonance étrangère » avait plus de poids que quand ce sont des Malgaches. Continuer la lecture


VADIN’NY BEN’NY TANANA ALASORA SY IREO RENY MALALA-TANANA: Nanao asa sosialy teny amin’ny EPP Mahitsy Alasora


Noho ny fankalazana ny fetim-pirenena malagasy, nizara vatsy ho an’ny mpianatra sy ny ray aman-drenin’ny mpianatra ary ireo mpampianatra  ao amin’ny EPP Mahitsy Alasora ny vadin’ny Ben’ny tanàna Alasora, Razaka Mireille sy ireo reny malala-tanana ary ny fikambanana “reny sy ny zaza” na “association mère et enfant”. Continuer la lecture


FETIM-PIRENENA : HANOME FANALEFAHAN-TSAZY FAOBE NY PREZIDAN’NY REPOBLIKA


Miisa 13 158 ireo voafonja efa voatsara manefa ny saziny manerana an’i Madagasikara. 10 840 amin’izy ireo no hahazo fanalefahan-tsazy avy amin’ny Filoham-pirenena. Ary ny 2 747 dia afaka mivoaka avy hatrany. Tsy voakasiky ny fampiharana izany fanalefahan-tsazy faobe izany kosa anefa ireo olona voaheloka amina sazy tsy ahazoana fahalalahana toy ny vono olona sy ny vono olona nomanina, ireo heloka mamoa-fady, ny fanodikodinam-bolam-panjakàna, ireo heloka rehetra voalaza ary sazian’ny lalàna manasazy ny heloka rehetra mikasika ny andramena sy ny hazo mainty, ireo heloka momba ny famotsiambola. Continuer la lecture


Famatsiana voankazo sy legioma an’Ambatovy: Tantsaha anaty fikambanana miisa 44 no mpahazo tombotsoa


Voankazo sy legioma 7,2 taonina mahery no novidian’Ambatovy tamina tantsaha 44 mivondrona ao anaty fikambanana tantsaha telo, Firaisantsoa, FIMIAM ary kaoperativa KOMAFI ao Moramanga, nanomboka ny volana janoary 2021 teo. Ny orinasa Newrest izay misahana ny toeram-pisakafoanan’ny mpiasan’Ambatovy no nandray ireo vokatra ireo izay nahitana korizety mihoatra ny 4,2 taonina, pasiteky 720 kg, “poivrons” 330 kg, “haricots verts” 1,6 taonina ary tsaramaso fotsy maina 160 kg. Tsiahivina fa manohana ireo mpamokatra mivondrona ao anaty fikambanana tantsaha eo amin’ny lafiny teknika Ambatovy amin’ny alalan’ny fanomezana azy ireo fampiofanana mikasika ny teknikam-pambolena sy fanaraha-maso eo amin’ny lafiny teknika mba hahatrarany ny kalitao takiana sy hampitombo ny vokatra azo. Continuer la lecture


SMIMO Moramanga : deux concentrateurs d’oxygène offerts par Ambatovy.


Deux concentrateurs d’oxygène d’une valeur totale de 13,6 millions d’ariary ont été offerts par Ambatovy au Service Médical Interentreprises de Moramanga (SMIMO) en fin du mois de mai 2021. Destinés aux patients souffrant d’insuffisance respiratoire, ces appareils vont jouer un rôle vital dans le traitement des personnes atteintes de Covid-19 présentant des formes graves. Dans le cadre des contributions d’Ambatovy dans la lutte contre le Covid-19 à Madagascar, la compagnie a également répondu favorablement à la demande d’appui du Service de Santé de District (SSD) de Brickaville en lui dotant d’équipements médicaux composés de flacons de solution hydroalcoolique, de gants et des masques chirurgicaux, toujours au cours du mois de mai 2021 Continuer la lecture


Ambatovy : De bois usagés au profit de la FIMIAM


Ambatovy a prévu d’offrir gratuitement 60 m3 de bois usagés à la fédération des associations paysannes FIMIAM basée à Ampitambe Moramanga, au cours de ce mois de juin 2021. En effet, la compagnie reprend la livraison de bois usagés issus de sa Mine à Moramanga au profit de cette association qui va les revaloriser en mobiliers, en équipements d’élevage (ruches, porcherie…). A noter que la dernière livraison remonte en juin 2019. Cette collaboration avec les membres de FIMIAM contribue à l’amélioration de leurs conditions de vie et permet également à Ambatovy d’assurer une gestion responsable des matériaux usagers issus de ses sites. Continuer la lecture


ORANGE MADAGASCAR: Feno 10 taona nanohanana ireo tetikasa mampiasa ny fanavaozana ara-tsosialy


Manana ny mampiavaka azy ny POESAM 2020. Notanterahina  ny  18 jona 2021 teny Ankorondrano ny fizarana ny amboara sy ny loka ho an’ireo tetikasa malagasy mampiasa ny fanavaozana ara-tsosialy mendrika  indrindra  ka nandray anjara tamin’ny fifaninanana POESAM (Prix  Orange  de l’Entrepreneur Social  en Afrique et  Moyen-Orient ), taona 2020. Continuer la lecture