Nahazo fitaovana nomerika avy amin’ny Orange Madagascar tamin’ny alalan’ny fikambanana Orange Solidarité ny sekoly ambaratonga fototra (EPP) Andrainjato Centre sy ny sekoly Soanatao ao Manakanda Ambohimahasoa. Continuer la lecture
Catégorie Actus
ORANGE MADAGASCAR : Tonga ao Fianarantsoa ny «Internet » haingam-pandeha « Wifiber »
Mitohy hatrany ny fitetezam-paritra ataon’ny ekipan’ny Orange Madagascar amin’ny fanapariahana ny « internet » haingam-pandeha « Wifiber ». Continuer la lecture
CENTRE DE FORMATION EN LANGUE CHINOISE (CFLC): Hanokatra sekoly ambony momba teny sinoa sy fizahantany
Feno valo taona ny Centre de Formation en Langue Chinoise (CFLC). Nankalaza izany ny sekoly ny 5 Aprily 2022 tetsy amin’ny foibeny Amparibe. Continuer la lecture
FEDERASION’NY KICK-BOXING : Tsy hisy intsony ny kitranoantrano ho an’izay tena mahay
Napetraka amin’ireo mpanazatra sy teknisianina ny fandrafetana ny DTN. Continuer la lecture
FARITRA SOFIA : Matanjaka ara-toekarena
« Raha tsy voalohany dia faharoa amin’ny sehatra ara-toekarena. Tsy hita pesipesenina ny « gaz naturel » sy « petrole » ao amin’ny baie de Narindra izay azo lazaina fa ivon’ny harena akibon’ny tanin’i Madagasikara ». Continuer la lecture
BAOLAI : PROMOTION SPECIAL PAQUES
Rehefa manakaiky toy izao ny fetin’ ny paska dia maro ireo magazay lehibe eto amintsika no manavao ny tolotra omeny.
Anisan’ izany ny Tranombarotra « Baolai » etsy Analakely, Soarano sy ao Bazar – be Toamasina izay ahitana entana « 1er choix », mifanaraka amin’ ny filana sy sy fahefa mividy ny besinimaro hatrany. Ity Tranombarotra lehibe iray ity no masovoho ofisialy ny marika « Hisense » eto Madagasikara efa ho 12 taona lasa izao. « Amin’ izao fotoana izao, dia misy promotion spéciale « Fêtes de Pâques » ato aminay. Ary hisy ny « cadeaux surprises » homenay » hoy ny tompon’ andraikitra. Ny atsipirany izany rehetra izany, dia ho hita ao amin’ ny site web sy pejy facebook baolai ary ao amin ny laharana antarobia 020 22 308 48 020 sy 0 20 22 605 88. Continuer la lecture
AFRICA CULTURE INTERNATIONAL : Les sociétés civiles réclame la libération des enfants enrôlés dans les camps de Tindouf
L’ONG Africa Culture International et les acteurs de la société civile issus des Provinces du Sud condamnent avec la plus grande fermeté et expriment leur préoccupation croissante quant aux violations commises à l’égard des enfants dans les camps de Tindouf et au recrutement forcé dans les rangs des milices. Continuer la lecture
RN6 MAMPITOHY AN’I MAROMANIRY SY MAMPIKONY: Hiteraka fiakaran’ny vidim-piainana
Kamiao miisa 60 no mihitsoka eo Maromaniry, 40 kilometatra mialohan’ny hidirana an’i Mampikony, faritra Sofia ny 20 martsa 2022. Continuer la lecture
LA CHARITE MADAGASCAR – NAMAVATA HELP FRANCE : Sembana ara-batana miisa 50 nozaraina vatsy ara-tsakafo
Noho ny fitohizan’ny fiarahamiasan’ny La Charité Madagascar sy Namavata Help France dia olona tra-pahasembanana ara-batana 50 indray no nahazo vatsy ara-tsakafo (colis alimentaire) ny 19 martsa 2022 teny Andranomena. Continuer la lecture
KAOMININA ALASORA: Nahazo kidoro avy amin’ny “Association Baobab Madagascar” ireo zokiolona
Nanolotra kidoro miisa 74 ho an’ny kaominina Alasora ny “Association Baobab Madagascar”. Continuer la lecture





















