Tombontsoa azon’ireo tantsaha. Hita ao amin’ny saha sekoly ho an’ny tantsaha ao amin’ny fokontany Iandraina, kaominina Vohimasy distrikan’i Farafarangana ireo kazarana teknika fampiasa amin’ny “agro-écologie” na fambolena maharitra iatrehana ny fiovan’ny toetr’andro. Continuer la lecture
Catégorie Actus
DROITS DE L’ENFANT : DIS-MOI et Novo-Comm organisent un concours de dissertation
« Les prix à gagner permettent aux élèves de progresser dans leur éducation ». Dans le cadre de la célébration de la journée mondiale des droits de l’enfant du 20 novembre, l’association DroIts huMains Océan Indien (DIS-MOI) Madagascar, en partenariat avec Novo-Comm, organise un concours de dissertation portant sur le thème « Ce que je pense des droits de l’enfant à Madagascar ». Continuer la lecture
LA JOURNEE DES ETUDES SUP’ : Sekoly ambaratonga ambony 40 sy lalam-piofanana an-jatony no hita mandritra tontolo andro
Lalam-piofanana vaovao. Noho ny fikatonan’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina, izay mbola tsy fantatra na rahoviana vao hisokatra dia niova ho « andro natokana ho an’ny fianarana ambaratonga ambony na « Journée des Etudes Sup’ » ny « salon des études supérieures » karakarain’ny Mada Jeune. Continuer la lecture
STARTIMES: Mitohy mandritra ny fetin’ny faran’ny taona ny fihenam-bidy
Fotoana ankamamian’ny mpianakavy ny fetin’ny faran’ny taona. Continuer la lecture
FIKAMBANANA FCRA: Mitondra ny anjara birikiny amin’ny fampiofanana arak’asa
Ho fanampiana ny olona sahirana. Foto-drafitr’asa avo lenta miisa telo no notokanana teny amin’ny CRA (Centre Rassoul Akram) Antaniavo Antohomadinika ny 20 novambra 2020. Continuer la lecture
CNAPS: Mpikambana 12.000 no afaka misitraka ny trano fonenana eny amin’ny Lake Village Ivato
Fanamorana ny fahazoana trano fonenana. Tontosa ny 19 novambra 2O2O teny amin’ny « salon de l’habitat » teny amin’ny Forello Tanjombato ny fifanaovan-tsoniam-piarahamiasa teo amin’ny CNAPS, ny BNI ary ny ANALOGH. Continuer la lecture
UNICEF: Ny tokony ataon’ny mpanao gazety manoloana ny herisetra atao amin’ny vehivavy sy ny ankizy
Mba tsy hampitombo ny takaitran’ilay niharan’ny herisetra. Mpanao gazety avy amin’ny haino vaky jery aman-tranokala miisa 20 avy eto Antananarivo no nahazo fiofanana avy amin’ny UNICEF momba ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy sy maha vavy sy herisetra atao amin’ny ankizy. Continuer la lecture
ROTARY CLUB ANTANANARIVO MAHAMASINA : Miahy ireo mpianatra ASAMA
Notanterahana ny 17 Novambra 2020 ny fizarana ireo fitaovam-pianarana feno ho an’ny kilasy Asa Sekoly Avotra Malagasy (ASAMA) nataon’ny Rotary Club Antananarivo Mahamasina. Continuer la lecture
FOYER OLIVA UHLRICH : Les dons de la Communauté Camerounaise de Madagascar arrivent à point nommé
Pour offrir de meilleures conditions de vie. Le samedi 14 novembre 2020, une forte délégation des membres de la communauté camerounaise de Madagascar, conduite par son président Omer Kalameu a apporté un soutien aux pensionnaires du Foyer Oliva Uhlrich tenu par les Servantes du Cœur de Jésus à Antsirabe (165km au sud d’Antananarivo). Continuer la lecture
CENTRE MEDICAL MARIE STELLA: Manamora ny fitsaboana ny diabeta ny fananana « glucomètre »
Mila manana “glucomètre” ny diabetika. Manomboka ny alatsinainy 16 novambra 2020 dia hizara “glucomètre” maimaim-poana ho an’ireo diabetika tsy manana izany ny Centre Médical Marie Stella Analamahitsy. Continuer la lecture