Catégorie Actus



FONDATION ORANGE: Mpanabe miisa 37 avy amin’ny ivon-toerana mitaiza « autiste » nahazo fiofanana


Manohana ireo sahan’asa rehetra manampy  ireo olona “autistes” ny Fondation Orange. Mpanabe miisa 37 avy amin’ireo ivon-toerana mitaiza « autiste » mpikambana ao amin’ny federasionan’ny autisme  eto Madagasikara (AUFEM) no nahazo fiofanana fanamafisana fahaiza-manao noho ny famatsiam-bola avy amin’ny Fondation Orange sy ny tosika avy amin’ny Orange Solidarité Madagasikara. Continuer la lecture


MAHABIBO : Seha-pihariana mahaliana ny tantsaha aty amin’ny distrikan’Ambilobe


11.000 hektara ny mahabibo eto Madagasikara. Nitombo 575 hektara ny misy mahabibo vaovao nadrindra ny roa taona nisian’ny tetikasa AFAFI-Nord-AF, vatsian’ny vondrona Eropeanina ( UE ) sy ny Ministera federalin’ny Alemana momba ny Fiarahamiasa ara-toekerena sy Fampandrosoana (BMZ) vola ao anatin’ny fandaharan’asan’ny PAGE2/GIZ. Ny NITIDAE dia manana traikefa momba ny mahabibo aty Afrika no miandraikitra ity ny famokarana ny mahabibo  ao anatin’ny tetikasa AFAFI-Nord-AF. Continuer la lecture