Manatanteraka iraka eto Madagasikara ny solontenan’ny CNUCED. Herinandro ny faharetan’ny asany. Nanomboka ny 09 jolay 2018 dia niara-nivory tamin’ireo mpiantsehatra amin’ny “commerce électronique” eto Madagasikara ny mpamita iraka. Continuer la lecture
Catégorie Actus
FARITRA VAKINANKARATRA: Avo be ny tahan’ny zaza tratran’ny tsy fanjarian-tsakafo
Nosafidiana manokana ny faritry i Vakinakaratra nanatanterahana ny androm-pirenena ho an’ny fanjarian-tsakafo andiany faha-14, noho izy faritra mbola ahitana tahan’ny zaza tratran’ny tsy fanjarian-tsakafo mitarazoka ambony be indrindra kanefa faritra mamokatra. Continuer la lecture
Pasitera Mailhol: Kandidan’ ny « Pôpôv »
Manao izay ho afany ireo kandida amin’ity fifidianana filohampirenena ity miseho etsy sy eroa. Vonona tanteraka amin’ny fifidianana ny antoko Gideona Fandresena ny Fahantrana eto Madagasikara (GFFM). Continuer la lecture
Fanorenana ifotony: « Hery » inona no anatanteraha azy ?
Eo anatrehan’ny fahafantarana ny fotoana hanaovana ny fifidianana, maneho ny heviny ny mpanao politika, ny sendika, ny olom-pirenena…Tsy hita ihany izay anaovana azy ireo , ny sasany efa maneho ny fahavononana hiatrika fifidianana. Continuer la lecture
Fanatsarana ny sidina anabakabaka: Tosika ho an’ny fizahantany
Tombony ho an’ny mpandraharaha miantsehatra amin’ny tontolon’ny fizahantany ny fananganana ny kaompaniam-pitaterana anabakabaka vaovao Tsaradia. Continuer la lecture
Fampianarana fampitain-davitra: Ilaina fahatsapàn-tena
Manery ny mpianatra hanao fikarohana ny rafi-mpampianarana LMD (Licence- Master- Doctorat). Continuer la lecture
Fandriampahalemana: Misy ny vahaolana maharitra
Hitondra vahaolana manoloana ny tsy fandriampahalemana amin’ny lafiny rehetra toy ny vaky trano, halatra fiara… ny “salon des produits et solution de sécurité » (S’PSS). Continuer la lecture
Orchidées Blanches (O.B) : Lalana Jean Charles Rasoanaivo
Nampitondraina ny lalana manoloana ny Orchidées Blanches (O.B) Analamahitsy mihazo an’Androhibe (ENAM) ny anarana Jean Charles Rasoanaivo. Continuer la lecture
Dama Mahaleo: “Ho filohampirenen’ny fokonolona”
Taniketsan’ny demokrasia ny fokonolona. Ao no ivon’ny teny ierana sy soa iombonana, hoy i Dama ao amin’ny tarika Mahaleo. Nambarany tamin’ny fomba ofisialy ny sabotsy 30 jona 2018, teny amin’ny kianjan’ny ESCA Antanimena fa ho kandida amin’ny fifidianana filoham-pirenena ny tenany. Continuer la lecture
MADAGASCAR FASHION WEEK OCÉAN INDIEN: Fotoan-dehibe ho an’ny mpankafy lamaody
Mpamorona lamaody manodidina ny folo eo handray anjara amin’ny “Madagascar fashion week océan indien”, andiany faha-efatra. Continuer la lecture





















