Voatery nanapa-kevitra ny ho kandida amin’ny fifidianana filoham-pirenena ho avy eo ny Jeneraly Jean Ravelonarivo. Nambarany tamin’ny fomba ofisialy androany 22 jona 2018 teny amin’ny trano fonenany eny Ivato izany. Continuer la lecture
Catégorie Actus
Rasoazananera Marie Monique (MinSup) : « Ilaina ny fanatsarana ny fikarohana »
« Fanoitra mahomby ho fampandrosoana maharitra miaraka amin’ny fihavaozana sy fanatsarana ireo fikarohana ataon’ireo mpikaroka eto Madagasikara». Continuer la lecture
MPANDRAHARAHA ARA-TOEKARENA: Mitaky fampihenana ny hetra
Mavesatra dia mavesatra ny hetra sy ny haba tsy maintsy aloa raha hampiasa vola eto Madagasikara. Azo atao ny mampiroborobo ny sehatry ny indostria Malagasy saingy mitaky fandraisana andraikitry ny fitondram-panjakana izany. Continuer la lecture
TATOU EVENTS: Hiverina mandritra “Tia M’teuf” ny kilalao Malagasy fahiny
Ho famerenana ny sotoaviana Malagasy amin’ny lafiny kilalao dia mikarakara hetsika ny “Tatou Events” ny alatsinainy 25 jona 2018. Eny amin’ny Villa verte Ambatomiarahavavy no hanatanterahina ny hetsika manomboka amin’ny 9 maraina mandra-parain’ny andro. Continuer la lecture
GROUPE SIPROMAD: « Ampy hampandehanana ny firenena ny fizahantany »
Ny seham-pihariana fizahantany fotsiny dia azo hampandrosoana an’i Madagasikara. Mba ahafahana manantanteraka izany, manodidina an’io resaka io ny lohahevitra nodinihina nandritra ny famelabelarana niarahan’ireo mpiantsehatra amin’ny lafiny ny fizahantany eto Madagasikara androany 20 jona 2018. Continuer la lecture
33è promotion de l’Inscae : Le Cabinet TWA fier de ses Arivetso
La cérémonie de sortie officielle de la 33ème promotion de l’Inscae, dénommée Arivetso, a été effectuée au CCI Ivato ce vendredi 15 juin 2018. Continuer la lecture
4G AN’NY ORANGE: Nahazo tombony ny mpandraharaha ao Fianaratsoa
Ny 15 jona 2018 lasa teo no nanatontosana ny fametrahana ofisialy ny tambazotra 4G Orange Madagasikara tao Fianarantsoa. Continuer la lecture
ADY AMIN’NY FIROSOAN-KO TANY EFITRA: Mampaharitra ny tany
Andro natokan’ny firenena mikambana iadiana amin’ny firosoan-ko tany efitra ny faha-17 ny volana jona. “Manana ny sandany ny tany koa mampiasà vola ao aminy”. Continuer la lecture
FIKAMBANAN’NY ZANAK’AVARATRA: Fototry ny olana ny adilahy politika
Fomba fanaon’ny mpino silamo ny mamarana ny volan’ny ramadany amin’ny fomba manetriketrika. Nanatanteraka izany ny mpino silamo mivondrona ao amin’ny fikambanan’ny zanak’avaratra ny 15 jona 2018. Continuer la lecture
MINISTRA VAOVAO: Hiezaka hampananan’asa
Tontosa androany 14 jona 2018 ny famindram-pahefana teo amin’ny ramatoa Toto RAHARIMALALA Marie Lydia, minisitry ny fampanan’asa, fampianarana teknika sy ny fanofanana arak’asa teo aloha sy ny ministra Pierre Houlder RAMAHOLIMASY ary ny ministra Aimée Lydia RAHANTASOA. Continuer la lecture





















