Mankalaza ny faha-10 taonany ny NTD (National Tourism Development). Nomarihana tamin’ny alalan’ny fotoam-pivavahana sy fampirantiana ny zava-bita tao anatin’izay fotoana izay, teny amin’ny foibeny Antaninandro androany 23 oktobra 2019 ny fankalazana. Continuer la lecture
Catégorie Actus
CARRIERE AMBOHIJANAKA: Hampiakatra ny raharaha eny amin’ny fitsarana ireo mpitrandraka
Tsy manaiky ny fanesorana azy eo amin’ny toerana hiasany ny koperativa Orimbato Lovasoa sy Rindrimbato Fanantenana mitrandraka vato eny Ambohijanaka. Continuer la lecture
FIAROVANA NY MPITSOA-PONENANA: Mbola taraiky i Madagasikara
Tsy ratsy foana ny resaka mpitsoa-ponenana. Manavotra ny ainy sy mitady fiarovana izy ireny matoa mandao ny fireneny. Olona mitsoaka ady na fanenjehana noho ny finoany, firazanany, ny vondrona misy azy, ny heviny ara-politika no antsoina hoe: mpitsoa-ponenana. Continuer la lecture
ADIN’NY MPIFANKATIA : Mampitahotra amin’ny alalan’ny fahalalana mpitsara ravehivavy
Trangam-piarahamonina hita eto Madagasikara, eto Antananarivo raha ny marimarina kokoa no taterina aminao androany. Rangahy iray mitonona ho mpitsara no nandrahona tovolahy iray tetsy Mahamasina omaly 19 oktobra 2019. Continuer la lecture
AMBATOVY : Nahomby ny andrana fampitomboana ny sahona Mantella aurantiaca
Velona tsara tao amin’ny toeram-ponenany vaovao tsy voajanahary (terrarium) niompiana azy sady afaka nitombo isa tsara ireo sahona Mantella aurantiaca miisa 162 nafindra ny taona 2012. Continuer la lecture
TETIKASA TANAMASOANDRO: Mampiverina indray ny fahaizana mifampidinika
Tsy ny mpanohana ny fitondrana ankehitriny ihany no maneho ny heviny momba ny tetikasa Tanamasoandro. Nandritra ny fanokafana ny fivoriana ara-potoana eny anivon’ny Antenimierandoholona ny talata 15 oktobra 2019 dia nilaza ny Filohan’ny Antenimierandoholona Rakotovao Rivo fa mahalala izay mahasoa ny vahoaka ny fitondrana. Continuer la lecture
GRANDE BRADERIE : Miavaka amin’ny fihenam-bidy
Hanao varo-boba ny mpandray anjara ao amin’ny « Grande braderie » amin’ity andiany manaraka ity. Continuer la lecture
BMOI: La BCP ambitionne de l’inscrire dans une nouvelle étape significative
Le groupe BCP (Banque Centrale Populaire) est très intéressé et très confiant sur le marché malgache. Ce groupe marocain a finalisé le jeudi 17 octobre, l’acquisition de 71 % du capital de la Banque Malgache de l’Océan Indien (BMOI), auprès du Groupe BPCE (Groupe bancaire français formé des réseaux Banque Populaire et Caisse d’Epargne), après avoir obtenu l’ensemble des autorisations réglementaires. Continuer la lecture
KT D’AMBATOVINAKY : Le « Donakafom-piderana » se tiendra ce dimanche
La 3e édition du « Donakafom-piderana » suivie de « Tsakotsakom-pifaliana » aura bel et bien lieu cette année. Continuer la lecture
Fampandrosoana isam-paritra : Mila politikam-pirenena tena mifandanja isika
Nifarana androany 18 oktobra 2019 ny atrikasa fakan-kevitra teo amin’ny famolavolana ny politikam-pirenena ho fampiroborobona ny fotodrafitrasa sy ny fampitaovana teto Mahajanga, izay nandraisan’ny faritra Boeny, Betsiboka, Diana sy Sava ary Sofia anjara. Continuer la lecture





















