Misy fanamboarana « tanàn-dehibe vaovao » maro ao amin’ny laminasan’ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina, anisan’izany ny tetikasa Tanamasoandro. Ity tetikasa, izay voalohany amin’ny maro mbola ho avy, dia mikendry ny hanala ny fahatsetsenan’ny renivohitra Antananarivo. Misy mponina, anatin’izany ireo mpamboly sy tantsaha izay ho totofana ny tanimbariny, tompontany nefa ho esorina amin’ny taniny, maneho ny fanoherany mba hiarovana ny zony hanohy hamboly eo amin’ireo tany ireo.
Catégorie Actus
ADY AMIN’NY FIOVAN’NY TOETRY NY ANDRO : Ny firenena toa an’i Madagasikara no antenain’ny firenena mandroso
Tsikaritra fa ny vahiny no tena mirodorodo mamatsy vola sy miasa eto Madagasikara momba ny fikajiana ny tontolo iainana sy ny ady amin’ny fiovan’ny toetry ny andro. Tetikasa maro no mahazo famatsiam- bola. Anisan’izany ny tetikasa PAGE/GIZ izay vatsian’ny vondrona eraopeanina vola .
Zava-kendren’ny PAGE/GIZ sy ny tetikasa PRCCC ( tetikasa fanamafisana ny fahaizamanao sy ny takiana amin’ny fiatrehana ny fiovan’ny toetr’andro ho an’ny fampandrosoana maharitra) ny fiarovana ny harena voanjanahary ao anatiny sy ivelan’ny faritra arovana, fampihenana ny fiantraikan’ny fiovan’ny toetr’andro, fampiakarana ny fari-piainan’ny mponina. Continuer la lecture
CHU Andohatapenaka Antananarivo : Projet de fonctionnement du service de Médecine Nucléaire
Actuellement, le nombre de personnes atteintes de cancer ne cesse d’augmenter à Madagascar, le facteur le plus évident est vraisemblablement un diagnostic plus rapide
Aussi l’oncologie est un des problèmes majeurs de santé publique. La médecine nucléaire est un outil de diagnostic et du traitement essentiel pour la prise en charge des principales maladies non transmissibles : Cancer, maladies thyroïdiennes, problèmes cardio-vasculaires, hépatiques, rénaux.
FIOVAN’NY TOETR’ANDRO : Tsy rototra ny Malagasy
« Efa loza mihatra amin’izao tontolo izao ity fiovan’ny toetr’andro ity. Tsy rototra mba tsy ilazana fa tsy miraharaha an’izany kosa ny ankamaroan’ny Malagasy. Ny tantsaha mivelona eny ambanivohitra no tena voa mafy satria miankina amin’ny toetry ny andro ny fambolena sy fiompiana ataony. Ny fanjakana etsy an-daniny tsy maha voafehy ny olan’ny doro tanety sy ny doro ala. » Continuer la lecture
PARC ANKARAFANTSIKA: Marolafy no mahatonga ny fahamaizana
Efa maty ny afo ao amin’ny valan-java-boaharin’i Ankarafantsika. Continuer la lecture
DORO-TANETIN’NY TSY MIALA VOLA : Tsy hitan’ny tomponandraikitra ny hisakanana azy
Resahana hatrany ny fiovan’ny toetr’andro ankehitriny. Lany andro mampianatra sy mampatsiahy amin’ny tsy tokony handoroana ny tanety sy ny ala any amin’ny faritra arovana ireo tomponandraikitra isankarazany. Continuer la lecture
CINEDAYS: Misitraka ny fahaiza-manaon’ny Orange ny CanalOlympia Iarivo
Ao anatin’ny paikady ahafahan’ny daholobe mijery sarimihetsika ny fiarahamiasa eo amin’ny Orange sy ny CanalOlympia. Manomboka izao dia mahazo tombontsoa manokana ireo mampiasa ny karatra SIM Orange noho ny fisian’ny tolotra “cinédays”. Continuer la lecture
NELSON MANDELA CUP : Ampitaina amin’ny ankizy ny fitiavana baolina kitra
Raikitra indray ny Nelson Mandela Cup andiany faharoa izay karakarain’ny 67 City FC ( Grassroot Soccer Academy teo aloha ). Continuer la lecture
FOFIFA: Mpiasa 200 isa, fito volana tsy nandray karama
Efa feno ny kapoaka ka nitokona tsy niasa ireo mpiasan’ny FOFIFA ( Foibem-pirenena momba ny fikarohana ampiharina amin’ny fambolena). Nanao fitokonana teo anoloan’ny biraon’ny FOFIFA teny Ampandrianomby ny telo ampahaefatry ny mpiasa ny 24 septambra 2019. Continuer la lecture
MEDECINS DE L’OCEAN INDIEN : Ho maimaimpoana ny fitsaboana ao Fort-Dauphin
Marary 9000 ka hatramin’ny 10.000 no hahazo fitsaboana tsy andoavam-bola. Io no tanjon’ny « Médecins de l’Océan Indien » na M.O.I mandritra ny fandalovany eto Madagasikara. Continuer la lecture





















