Nandalo dingana maro. Alatsinainy natokan’ny ministeran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa (MINSUPRES) nampahafantarana ny ezaka vita tao anatin’ny dimy volana nitondran’i Blanche Nirina Richard ny 23 desambra 2019. Continuer la lecture
Catégorie Actus
MIALY RATREMA: Ireo akanjo mariazy vita amin’ny lamba landy
Mifameno ny asa famoronana ataon’i Mialy Ratrema sy i Gaona. Andro iray toa zato ny mariazy ka ny soa sy ny tsara indrindra no tokony aseho. Izany indrindra no namoronan’i Mialy Ratrema akanjo mariazy vita amin’ny lamba landy. Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITÉ : Faly sy ravo ireo ankizy miisa 1000
Efa ao anatin’ny fanomanana ny fetin’ny Noely isika ankehitriny. Nitondra ny anjara birikiny ny Orange Solidarité ho an’ireo ankizy. Continuer la lecture
ANDRO FARAN’NY « LA GRANDE BRADERIE DE MADAGASCAR » : mihoatra ny 50% ny fihenam-bidy
Isika malagasy efa zatra ny miandry farany rehefa manao zavatra. Continuer la lecture
MAKE THE CHOICE MADAGASCAR : Les 100 candidats retenus bénéficient des formations
C’est possible. Inspiré par Make the Choice en France, ce concours projet a été lancé à Madagascar par le biais d’ELAmad-Asso, incubateur spécialisé dans l’entreprenariat et innovation sociale dans la Grande Ile. Continuer la lecture
SPOKEN ENGLISH COURSE : Manolotra fanomezana hafa kely ho an’ny fetin’ny krismasy
Nahazo fanomezana avy amin’ny Spoken English Course (SEC) ireo mpianatry ny CEG Ampefiloha sy Lycée moderne Ampefiloha (LMA). Continuer la lecture
ISTS : « Manomboka liana amin’ny asa sosialy ny tanora malagasy »
Nitombo ireo mpianatra nahavita ny fiofanana tao amin’ny « Institut Superieur de Travail Social » ( ISTS ) eny Mandrimena, Andoharanofotsy. Continuer la lecture
FOOT ACADEMY: Hanandratra avo ny taranja baolina kitra malagasy
Hitondra avo ny lazan’i Madagasikara. Mitovy fijery ny Groupe Filatex sy i Florent Malouda, mpilalao baolina kitra teo aloha tao amin’ny ekipam-pirenena frantsay fa anisany antoky ny fampandrosoana maharitra ny fanatanjahantena sy ny tanora. Continuer la lecture
CHEZ’ELLES : Miditra amin’ny andiany fahatelo ny « kanton’i Gasikara »
Miezaka mampisongadina ny asa tanana Malagasy ny Chez’Elles. Continuer la lecture
Tsy milamina ny fiatohana MAMA : Vonona hanampy ireo narirarira hatramin’izay ny mpanao fitaterana
Manoloana ny zava-misy eo amin’ny MAMA sy ireo savorovoro maro samihafa dia nanao fanambarana ihany ireo fiombonamben’ny mpitatitra olona sy mpitatitra entana, mpikambana fototra eo anivon’ny trano fiantoana MAMA. Continuer la lecture





















