Catégorie Socio-eco



JÔKÔSÔ –FESTIVAL DU RIRE 2023 : Mpanao hatsikana 32 hampihomehy mandritra ny 4 andro sy hizara traikefa ho an’ireo tanora tia manao hatsikana


Marobe ny vokatsoa avy amin’ny fihomezana raha amin’ny lafiny fahasalamana. Mampitombo ny hery fiarovana, manatsara ny fahasalamana, mampihena raritsaina, manatsara ny fahasalaman’ny  fo sy ny hozatra ary ny fitaovam-pisefoana fa indrindra miady amin’ny fanaintainana ny hehy, raha fikarohana nataon’ireo manam-pahaizana avy ivelany. Continuer la lecture